Fivoriam-be voalohany ho an’ny mpanao gazety tsy miankina Atsimo Atsignana

415 0

Tanteraka ny sabotsy 24 febroary 2024 tato amin’ny Distrikan’ny Vangaindrano ny fivoriam-be voalohany ho an’ny mpanao gazety tsy miankina Atsimo Atsignana, noentigny nandinihana ny fiaimpiainan’ny fikambanana sy Sata ary gne fitsipika mifehy gne fikambanana notarihin’ny filoha Emerson Didier Andrianjanazafindramanohisoa,sy ireo mpikambana rehetra.

Nivoitra nandritra izany ny firaisan-kina sy fahombiazana ary fihombonana ho iray ny Mpanao gazety tsy miankina ato anatin’ny faritra Atsimo Atsignana (Radio ravinala Farafangana,Radio Faly farafangana,Radio Rakama farafangana,Radio Soanala Farafangana,La gazette de la grande île farafangana,Radio Fanilo Vangaindrano ary gne Radio Rakama Vangaindrano).

Nitohy tamin’ny fifampiarahabana nahatratrarana gne taona izany avy eo. Hisaorana manokana etoana gne Association Tahio gn’ategna tarihin’i filoham-boninahiny Mme Aina🙏 ‘zay nanampy ara_bola,da misaotra sangah Mamatsara😘🙏 Hisaorana ihany koa gne tao amin’ny Riato parc tamin’ny fandraisana fa dia afa-po tanteraka🙏.

Sitraka enti_matory valiana rah mahatsiaro🙏💖💖 Lonoky samby ho tsara a🙏💖

Nangonin’i Emerson Didier

Related Post

𝗠𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 – 𝗠𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗮 3 𝘁𝘀𝘆 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗻𝗶𝗮𝘁𝗿𝗶𝗸𝗮 𝗯𝗮𝗸𝗮𝗹𝗮𝗼𝗿𝗲𝗮

Posted by - juillet 22, 2024 0
𝗠𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 – 𝗠𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗮 3 𝘁𝘀𝘆 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗻𝗶𝗮𝘁𝗿𝗶𝗸𝗮 𝗯𝗮𝗸𝗮𝗹𝗮𝗼𝗿𝗲𝗮 (𝑺𝒂𝒎𝒚 𝒄𝒂𝒏𝒅𝒊𝒅𝒂𝒕 𝒍𝒊𝒃𝒓𝒆, 𝒏𝒂𝒌𝒂𝒏`𝒏𝒚 𝒎𝒑𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒔𝒆𝒓𝒗𝒊𝒄𝒆 𝒅`𝒆𝒙𝒂𝒎𝒆𝒏 𝒗𝒐𝒍𝒂 𝒎𝒃𝒂 𝒉𝒐 𝒕𝒂𝒇𝒊𝒅𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒄𝒂𝒏𝒅𝒊𝒅𝒂𝒕…