Distrikan’ny Vangaindrano ny fivoriam-be voalohany ho an’ny mpanao gazety tsy miankina Atsimo Atsignana

499 0

Tanteraka ny sabotsy 24 febroary 2024 tato amin’ny Distrikan’ny Vangaindrano ny fivoriam-be voalohany ho an’ny mpanao gazety tsy miankina Atsimo Atsignana, noentigny nandinihana ny fiaimpiainan’ny fikambanana sy Sata ary gne fitsipika mifehy gne fikambanana notarihin’ny filoha Emerson Didier Andrianjanazafindramanohisoa, sy ireo mpikambana rehetra.

Nivoitra nandritra izany ny firaisan-kina sy fahombiazana ary fihombonana ho iray ny Mpanao gazety tsy miankina ato anatin’ny faritra Atsimo Atsignana (Radio ravinala Farafangana,Radio Faly farafangana,Radio Rakama farafangana,Radio Soanala Farafangana,La gazette de la grande île farafangana,Radio Fanilo Vangaindrano ary gne Radio Rakama Vangaindrano).

Nitohy tamin’ny fifampiarahabana nahatratrarana gne taona izany avy eo. Hisaorana manokana etoana gne Association Tahio gn’ategna tarihin’i filoham-boninahiny Mme Aina🙏 ‘zay nanampy ara_bola,da misaotra sangah Mamatsara😘🙏 Hisaorana ihany koa gne tao amin’ny Riato parc tamin’ny fandraisana fa dia afa-po tanteraka🙏.

Sitraka enti_matory valiana rah mahatsiaro🙏💖💖 Lonoky samby ho tsara a🙏💖

Nangonin’i Emerson Didier

Related Post

Voapetraka ny taratasin’ny Fandrava

Posted by - avril 7, 2024 0
𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐀𝐌𝐁𝐎𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀 |𝐓𝐚𝐟𝐚𝐩𝐞𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐥𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧-𝐤𝐨𝐟𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧’𝐢 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐕𝐀 — Anio Alahady 7 Avril 2024 (11h50) Tafapetraka ny atoandro teo ny taratasy filatsahan-kofidiana…