Nanokatra izany ofisialy ny talem-paritry ny serasera sy ny kolontsaina Matsiatra Ambony niaraka amin’ny Filohan’ny OJM ary ny tale vonjimaika ny ONG Ilontsera.
Amin’ilay Mahaaloke,karakarain’ny Ilontsera, firaha-miasa amin’ny OJM tohanan’ny Unesco.
Ho fanamafisana ny ezaka fanentanana sy fampandrosoana anβi Madagasikara, dia nisy andiana fitaovana natolotra ho fanohanana ireo fantsona fifandraisana sy…