Matotra ny fiaraha-misa eo amin’ny OJM sy ny INSTAT

193 0
 
📌 Fanamafisana fiaraha-miasa sy fahaiza-manao. Miofana momba ny statistika, mandritra ny telo andro, any Antsirabe, ny mpanao gazety 20 avy ao amin’ny faritra Analamanga.
Fiaraha-miasan’ny INSTAT sy ny OJM, famatsiam-bolan’ny Banky iraisampirenena, amin’ny alalan’ny fanatanterahana ny SNDS na ny Paikadim-pirenena momba ny fampivoarana ny statistika.
 
📌 Hitohy amina fiofanana somary lalindalina kokoa ary ho any amin’ireo mpanao gazety amin’ny faritra hafa ny hetsika. Hatsangana aorian’ny fiofanana ny « pool »-n’ny mpanao gazety manana fahaizana manokana momba ny statistika.
Nangonin ‘Lay Mahintsy

Related Post

FANDAMINANA NY FIFAMOIVOIZANA

Posted by - juillet 2, 2024 0
Morondava Nidina ifotony nitondra fanetanana sy fampianarana ho an’ireo mpampiasa lalana ny avy eo anivon’ny polisim-pirenena Morondava manoloana ny fisian’ny…