TOAMASINA: Fanavaozana ny tragnon’i Lonaky Rabehava ao Morarano.

255 0
Androany 10 febroary2024, no nifamotoana ireo solotenan’ny Zanak’i Telo troky.
 
๐Ÿ“Œ  Nitsidika ny Lonaky Rabehava, Iaban’i Biny izy ireo no sady nanatanteraka ny fampanantenanana natao, ka nanome fanampiana ho amin’ny fanatsร rana ny tranon’ny Lonaky Rabehava,Iaban’i Biny.
 
๐Ÿ“Œ  Izao no natao dia mba ho fanomezan-danja ny Ray amand-reny sady ampisehoana fa manaja ny fomban-drazany izy ireo na dia aty an-tany lavitra aza.
 
ยซย Tso-drano zava-mahery ยซย 
๐Ÿ†” Nangonin’i Claudia Tsitolomy

Related Post

VOHITRA VOHITRAMBO, COMMUNE MIARINAVARATRA, DISTRIKAN FANDRIANA

Posted by - juillet 10, 2024 0
๐•๐Ž๐‡๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐•๐Ž๐‡๐ˆ๐“๐‘๐€๐Œ๐๐Ž, ๐‚๐Ž๐Œ๐Œ๐”๐๐„ ๐Œ๐ˆ๐€๐‘๐ˆ๐๐€๐•๐€๐‘๐€๐“๐‘๐€, ๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐๐€ — Velon-taraina ny Mponina nohonโ€™ny fahasimban’ny ยซ Pilรดne eto Vohitrambo ยป izay mamatsy fifandraisana…