Fanjonoana dingadingana tsy ara-dร lana tao Seychelles.

551 0

๐Ÿ“Œ Fanjonoana dingadingana tsy ara-dร lana tao Seychelles.

๐Ÿ“Œ Mpanjono Malagasy 164 no tratra nanjono tsy ara-dร lana ,nopotehana ilay Sambo izay nahatratrarana azy ireo , hany ka natao tao anaty Sambo iray ary nalefa aty Antsiranana mba ho tsaraina.

๐Ÿ“Œ Ny Sabotsy 10 Febroary 2024 no nigadona teto aminโ€™ny seranan- tsambo ireto farany ary ao aminโ€™ny gymnase couvert no napetraka izy ireo mandra-paviany fitsarana.

๐Ÿ†” Nangonin’i Sela Fanambarana

Related Post

Cette opportunitรฉ est faite pour vous.

Posted by - juillet 8, 2026 0
๐Ž๐๐๐Ž๐‘๐“๐”๐๐ˆ๐“๐„ฬ ๐๐‘๐Ž๐…๐„๐’๐’๐ˆ๐Ž๐๐๐„๐‹๐‹๐„ ๐€ฬ€ ๐Œ๐€๐”๐‘๐ˆ๐‚๐„ ๐€๐‘๐ˆ๐Œ ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐œ๐š๐ซ ๐ซ๐ž๐œ๐ซ๐ฎ๐ญ๐ž ๐๐ž๐ฌ ๐๐€ฬ‚๐“๐ˆ๐’๐’๐ˆ๐„๐‘๐’ ๐ญ๐š๐ฅ๐ž๐ง๐ญ๐ฎ๐ž๐ฎ๐ฑ ๐ž๐ญ ๐ฉ๐š๐ฌ๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐ง๐žฬ๐ฌ —- Vous maรฎtrisez lโ€™art de la pรขtisserie et…