TOAMASINA : Misy hatrany ny vokatra azon’ny PΓ΄lisy mandritran’ny fanaovana fisafoana andro sy alina.

547 0
πŸ“Œ Nanamarika ny Commissariat Central Toamasina ny fahatratrarana lehilahy iray mpanendaka,izay nahatratrarana antsy lava iray miampy telepjone halatra tamin’ny lalam-pasika ambadiky ny gare routiΓ¨re Tanambao V ,ny 09 febroary 2024 tamin’ny 01 ora maraina.
 
πŸ“ŒNisy namany roa hafa kosa no tafatsoka.
Rehefa natao ny fanadihadiana dia hita ny tompon’ilay telephone fa tovovavy iray nohedahin’izy ireo tany @ boulevard Joffre.
 
πŸ“Œ Mitohy ny fikarohana ireo namany ,izay ahina ho mpanao ny asa fanendahana manomboka eny amin’ny morondranomasina, mandrapahatonga amin’ny Tanamakoa lalana, LycΓ©e Francais sy LycΓ©e Technique hatreny amin’ny gare routiΓ¨re Tanambao V iny.
 
πŸ“Œ Nambaran’ny Commissaire Rakotondrainivonona PanΓΆel TSIKY, Lehiben’ny Commissariat Central fa « mitohy ny fanatanterahana ny toromarika avy amin’ny Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka amin’ny fametrahana fandriam-pahalemana eto Toamasina.
 
πŸ“Œ Manentana ny tsirairay mba ho sahy hampandre mpitandro ny Filaminana raha toa ka mahatsikaritra trangana tsy fandriam-pahalemana.Β Β»

πŸ†” Nangonin’i Claudia Tsitolomy Tena Izy

Related Post

πƒπ’π¬π­π«π’π€πš π€π§π­π¬π’π«πšπ›πž 𝐈 | π…π’πŸπ’ππ’πšπ§πšπ§πš 𝐀𝐚𝐨𝐦𝐒𝐧𝐚π₯𝐲.

Posted by - dΓ©cembre 8, 2024 0
Mifarana androany 08 Desambra ny lisitry ny mpifidy natovana « OrdonnanceΒ Β» avy amin’ny didim-pitsarΓ na ambaratonga voalohany(TPI)Antsirabe ho an’ny Distrika Antsirabe I.…