MATY NY RENIN’NY GOVERNORAN’I TOLIARA.

360 0

📌 Tonga nitsapa alahelo any Governoran’i Toliara ireo talem-paritra misy ato anatin’ny Faritra Atsimo Andrefana noho ny fahalasan’ny Reniny niteraky azy.

📌 Nitarika ny delegasionina teto ny Prefektioran’i Toliara SOLONDRAZA Arson Theodolin Lydore Adoré sy ny Mpanolotsaina manokan’ny Minisitry ny Filaminana anatiny ary ny Solontenan’ny filohan’ny Loholon’i Madaga Luc FINDRAMA.

🆔 Nangonin’i  Joachim Ambroise

Related Post