TOLIARY | TSY FANDRIAM-PAHALEMANA HALATRA MASO

482 0

πŸ“Œ Rehefa natao ny ivelam-pandrika sy ny fahaiza manaon’ny Zandarimariam-pirenena izay tarihan’ny Komandin’ny Vondrotobi-pileovana Atsimo Andrefana Kolonely Janvier NadΓ¨ge Doloseny dia tratra ireo nahavanon-doza, mikasika ny famonoana amin’ny feno habibiana ka nanesorana ny mason’ilay vehivavy tokony ho telopolo taona eo ho eo avy eny amin’ny Kominin’i Behommpy Toliara faha roa.

πŸ“Œ Efa-dahy ireo tratra, mpivarotra charbon no asan’izireo fa noho ny fandreberebena izay nataon’ny olona tsy fantatra fa hoe lafo vidy ny mason’olombelona no nahatonga azy ireo nanao fihetsika feno habibina ity renim-pianakaviana ity.

πŸ“Œ Manetana hatrany moa ny Komandin’ny vondrotobim-pileovana Atsimo Andrefana fa tsy misy ny mividy taovan’olombelona toy ny maso fa fanodikodinana fahatany saim-bahoaka fotsiny ka manentana hatrany hoantsika tsindrindrahona nao izany.

πŸ†” Nangonin’io Joachim ambroise

Related Post

π…π€π‡π€πŒπ€πˆπ™π€πβ€™ππ˜ Β« ππ€π™π€π‘π˜ πŠπ„π‹π˜ Β» π“πŽπ€πŒπ€π’πˆππ€ : π•π€π‘π˜ πŸ”πŸ“ π“π€πŽππˆππ€ ππ€π“πŽπŠπ€πβ€™ππ˜ π…πˆπŠπ€πŒππ€ππ€ππ€ π…π€ππ‰πˆπ‘π˜ π‡πŽ π€πβ€™πˆπ‘π„πŽ ππˆπ€π‘π€πŒ-ππŽπˆππ€

Posted by - aoΓ»t 8, 2026 0
π…π€π‡π€πŒπ€πˆπ™π€πβ€™ππ˜ Β« ππ€π™π€π‘π˜ πŠπ„π‹π˜ Β» π“πŽπ€πŒπ€π’πˆππ€ : π•π€π‘π˜ πŸ”πŸ“ π“π€πŽππˆππ€ ππ€π“πŽπŠπ€πβ€™ππ˜ π…πˆπŠπ€πŒππ€ππ€ππ€ π…π€ππ‰πˆπ‘π˜ π‡πŽ π€πβ€™πˆπ‘π„πŽ ππˆπ€π‘π€πŒ-ππŽπˆππ€ Taorian’ny hain-trano nitranga tao…

π‹πšπ₯𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚’𝐒 𝐯𝐚𝐀𝐒𝐧𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | 𝐌𝐒𝐑𝐚𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 π¦π’π‘πšπ¬π’π¦π›πš

Posted by - janvier 16, 2024 0
π‹πšπ₯𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚’𝐒 𝐯𝐚𝐀𝐒𝐧𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | 𝐌𝐒𝐑𝐚𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 π¦π’π‘πšπ¬π’π¦π›πš   Mitombo ihany ny faharatsiana Ary mampitaraina ny mpampiasa ny lalana ,…