CSB2 Antsinanantsena antsirabe | Nisy firehetana

406 0

πŸ“Œ Nisy firehetana tao amin’ny efitrano fitehirizam_bakisiny tao amin’ny CSB2 Antsinanantsena Antsirabe tokony ho tamin’ny 6ora maraina teo, may avokoa ny fitehirizam_nakisiny rehetra sy nyy fitaovana tao amin’ny birao araka ny fanazavana netin’i mΓ©decin Inspecteur Lalao RASANDRATANA Tonga ara_potoana kosa ireo mpamonjy voina avy eo anovon’ny commune Ambonivohitra Antsirabe ary nalaky voafehy ny afo Mbola tsy voafarira kosa oe inona marina no nahatonga izay firehetana izay fa mbola eo apanaovana ny fanadihadiana

πŸ†” Nangonin’i Hanitra

Related Post

πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’𝐈 π’πŽπ€ππˆπ„π‘π€ππ€-πˆπ•πŽππ†πŽ π…π„π’π“πˆπ•π€π‹ 𝐃𝐄 𝐋𝐀 ππˆπŽπƒπˆπ•π„π‘π’πˆπ“π„Μ πŸ–π„πŒπ„ π„Μπƒπˆπ“πˆπŽπ

Posted by - mars 4, 2024 0
πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’𝐈 π’πŽπ€ππˆπ„π‘π€ππ€-πˆπ•πŽππ†πŽ π…π„π’π“πˆπ•π€π‹ 𝐃𝐄 𝐋𝐀 ππˆπŽπƒπˆπ•π„π‘π’πˆπ“π„Μ πŸ–π„πŒπ„ π„Μπƒπˆπ“πˆπŽπ : ππˆπ‡π„ππ€ πŸ•% 𝐍𝐘 π“π€π‡π€ππ˜ π…π€ππ€πŒππ€π‡π€ππ€ π‡π€π™πŽ.   95 % ny fampidirambolany…

SEKOLY AMBONY KATOLIKA ASJA MORAMANGA

Posted by - octobre 1, 2024 0
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy n’y Alatsinainy faran’ny volana septambra teo ny « universitΓ© catholique ASJA MoramangaΒ Β», sekoly Ambony eo ambanin’ny fiahian’i…