Itompokolahy MANAMPY Gaspar | Natao veloma farany

445 0
πŸ“ŒAndroany ny nanaovana veloma farany ny nofo mangatsika ilay Miaramila Kilasy faha-2 MANAMPY Gaspar miaramila lavon’ny balan’ny Dahalo tany amin’ny Fokontany Ambonarabemahasoa kaominin’i Betagnatagna Distrikan’i Maintirano Faritra Melaky.
 
πŸ“ŒTsara ho marina moa dia tamin’ny Zoma faha 2 Volana Febroary teo , Omby Miisa 50 mahery lasan’ireo Dahalo 30 mahery mitondra basy . Vao naheno izany ireo vahoaka dia niantso an’ireo miaramila nanao ny fanarandia , ka nandritran’io fanarandia io no naha voatifitra an’ity Miaramila iray ity.
 
πŸ“ŒRazana moa dia alefa ho any Midongy antsimo.
 
πŸ†” Nangonin’i Antenna

Related Post

𝗠𝗔𝗑𝗗π—₯π—œπ—§π—¦π—”π—₯𝗔 – π—Ÿπ—˜π—›π—œπ—Ÿπ—”π—›π—¬ 40 𝗧𝗔𝗒𝗑𝗔 π—‘π—”π—‘π—’π—Ÿπ—”π—‘π—” 𝗭𝗔𝗭𝗔𝗩𝗔𝗩𝗬 11 𝗧𝗔𝗒𝗑𝗔

Posted by - fΓ©vrier 5, 2024 0
𝗠𝗔𝗑𝗗π—₯π—œπ—§π—¦π—”π—₯𝗔 – π—Ÿπ—˜π—›π—œπ—Ÿπ—”π—›π—¬ 40 𝗧𝗔𝗒𝗑𝗔 π—‘π—”π—‘π—’π—Ÿπ—”π—‘π—” 𝗭𝗔𝗭𝗔𝗩𝗔𝗩𝗬 11 𝗧𝗔𝗒𝗑𝗔 (𝐍𝐚𝐨π₯𝐚𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐧𝐨𝐫𝐚𝐑𝐨𝐧𝐚𝐧𝐲 𝐑𝐨 𝐟𝐚𝐭𝐲…) πŸ“Œ Rangahy iray 40 taona nanolana…