Distrikan’ny Soanierana Ivongo :Tandidinon-doza ireo ala arovana .

591 0

📌 Distrika mbola misy ala ny raha i Soanierana Ivongo indrandra ireo toerana izay voaaro izay tantanan’ny MNP Madagascar National Parc .

📌 Misy anefa ireo olona mitrandraka ala sy arena ankibony tany toy ny vatosoa , isany manimba ny ala anefa ny fitrandrahana tsy ara-dalana ka ilana ny fiarahamientany fokonolona sy ny tomponandraikitra ifoton’ny . Maro ihany koa ny vatosoa mivoaka sy tratra fa tsy hita ny iafarany .

📌 Ka misy ny fametrahana ireo COSAP hiara hitantsoroka amin’ny fiarovana ny ala eny ifotony. Manazava ny Lehiben’ny FILEOVANA eto Fenoarivo Atsinanana RASOLOMAMPIONONA Emmanuel

🆔 Nangonin’i Brudo Raseta

Related Post

Fandaharan’asa RINDRA

Posted by - septembre 30, 2024 0
Nanao ezaka hatrany ny Vondrona eoropeanina (UE), amin’ny alalan’ny Tahiry Eoropeanina ho an’ny fampandrosoana (EDF), amin’ny fanamafisana ny sehatry ny…