MORONDAVA NISITRAKA FIHOFANANA AMIN’NY ADY AMIN’NY HERISETRA IREO MPANAO GAZETY

185 0

πŸ“Œ Mpanao gazety Miisa 13 miasa amin’ny haino vaky jery ato Morondava no nisitraka fihofanana mikasika ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny fampiroboroboana ny miralenta androany faha 30 Janoary, izay notaterahin’ny C For C tamin’ny alalan’ilay tetikasa SAHALA izay tetikasa efa ho tapitra amin’ity volana Janoary ity ka izay no anton’izao hatsik’asa fampihofanana ireo mpanao gazety ato Menabe izao mba tsy hijanona miaraka amin’ny tetikasa ireo ezaka natao fa hitohy hatrany ny fanentanana amin’ny alalan’ireo mpanao gazety nahazo fihofanana ireto izay nahitana mpanao gazety vehivavy miisa 5 sy lehilahy 8 , ny taona 2019 moa no niatomboka ny tetikasa SAHALA ary miantsehatra amin’ny kaominina telo tato amin’ny distrikan’ny Morondava , tanjona ny fampihofanana ireo mpanao gazety izao moa dia ny hananan’izy ireo ny etika approche genre.

πŸ“Œ Velom-pisaorana ny tetikasa SAHALA moa ireo mpanao gazety nahazo fihofanana satria dia nahazo fahalalana entina manatanteraka ny asany sy hiatrehan’izy ireo amin’ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny fampiroboroboana ny miralenta

πŸ†” Nangonin’i Ra Pa – Menabe

Related Post

π…πŒπ€π€π“πŒ πŒπ€π‡π€π‰π€ππ†π€ – 𝐓𝐬𝐲 𝐑𝐨 𝐬𝐚𝐑𝐒𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 πŸπ’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨π₯𝐚𝐯𝐨π₯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐦𝐲 𝐦𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐣𝐨𝐧𝐚

Posted by - juin 22, 2024 0
π…πŒπ€π€π“πŒ πŒπ€π‡π€π‰π€ππ†π€ – 𝐓𝐬𝐲 𝐑𝐨 𝐬𝐚𝐑𝐒𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 πŸπ’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨π₯𝐚𝐯𝐨π₯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐦𝐲 𝐦𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐣𝐨𝐧𝐚 (Nisitraka fampitaovana mamaly filana…