KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA-FAMPANDEHANAN-DRAHARAHA ENY ANIVON’NY BORIBORITANY

343 0
 πŸ“Œ Mitohy hatrany ny asa eny anivon’ny Boriboritany rehetra eto Antananarivo Renivohitra ary mandray sy misokatra ho an’ny mponina izy ireo.
 
 πŸ“Œ Raha ny eny amin’ny Boriboritany fahaefatra manokana, dia tsy latsakin’ny 100 isanandro ny fangatahana voaray toy ny fanamarinan-tsonia na « lΓ©galisationΒ Β», miampy ny kopia nahaterahana sy ny hafa ihany koa.
Nisy ny fanatsarana ny fomba fiasa sy fandraisana ireo olona mikarakara taratasy eny an-toerana.
 
 πŸ“Œ Ho fanampiana ny Boriboritany dia nidina nijery ifontony ireo tompon’andraikitra ao amin’ny KAR. Nihaino ny hetahetan’ireo mpiasa isaky sampan-draharaha ary nanolotra « machine a Γ©crireΒ Β» ho fanampiana azy ireo amin’ny fanantanterahina ny asa.
β’Έ : CUA
 πŸ“· : Mi Aro

Related Post

Voapetraka ny taratasin’ny Fandrava

Posted by - avril 7, 2024 0
πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’π€πŒππŽπ’πˆπ“π‘π€ |π“πšπŸπšπ©πžπ­π«πšπ€πš 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐲 𝐟𝐒π₯𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐑𝐚𝐧-π€π¨πŸπ’ππ’πšπ§β€™π’ 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐕𝐀 — Anio Alahady 7 Avril 2024 (11h50) Tafapetraka ny atoandro teo ny taratasy filatsahan-kofidiana…