Boriziny – Sofia [AKON’NY FANOKAFANA NY TAOM-PAMBOLEN-KAZO 2024

566 0
 
📌 Toeram-pambolena zanakazo 1 hektara no nanokafana ny taom-bolen-kazo 2024 ato amin’ny Disitrikan’i Boriziny omaly zoma 26 janoary. Miisa 1 500 ireo zanakazo novolena tao Anjiamanera kaominina Port-Bergé II.
 
📌 Nandray anjara tamin’izany avokoa ny sampan-draharaha sy irro tompon’andraikitra isany notarihan’ny Lehiben’ny Disitrika Todivelo Cyrille. Aorian’izao dia samy hanao hetsika avokoa ny sampan-draharaha, ny fikambanana,.. sns
 
📌 Nanome toky ny Ben’ny tanàna Port-Bergé Il fa hiantoka ny fikarakarana an’ireo hazo novolena ireo mba tsy fandaniam-potoana iny omaly iny. Ny teo anivon’ny fitantanana ny ala rahateo nanambara fa velona soa aman-tsara ny 90%n’ny zanakazo novolena tamin’ny taona 2023.
 
«Manarina tontolo iainana, mamelon’aina»
 
🆔 Nangonin’i Gabin Eloi

Related Post

Jean Nirina RAFANOMEZANTSOA | Manana vina hampandroso sy hampivoatra ny Fokontany Anosizato Atsinanana, ao anatin’ny Boriboritany faha4.

Posted by - septembre 5, 2024 0
« 𝐻𝑎𝑛𝑎𝑜 𝑖𝑧𝑎𝑦 ℎ𝑎ℎ𝑎 𝐹𝐾𝑇 𝑀𝑝𝑖𝑡𝑎𝑟𝑖𝑑𝑖𝑎 ( 𝐹𝐾𝑇 𝑃𝑖𝑙𝑜𝑡𝑒) 𝑛𝑦 𝐹𝑜𝑘𝑜𝑛𝑡𝑎𝑛𝑦 𝑡𝑎𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎𝑘𝑜 𝑎ℎ𝑜, 𝑠𝑎𝑡𝑟𝑖𝑎 𝑡𝑒𝑡𝑜 𝑛𝑜 𝑛𝑜 𝑛𝑎ℎ𝑎𝑙𝑎𝑡𝑠𝑎ℎ𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑡𝑎𝑣𝑜𝑛𝑖𝑘𝑜, 𝑘𝑎…

𝐌𝐀𝐌𝐏𝐎𝐑𝐈𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐕𝐄𝐇𝐈𝐕𝐀𝐕𝐘 𝐇𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐈𝐊𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐏𝐎𝐋𝐈𝐓𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐊𝐌𝐅/𝐂𝐍𝐎𝐄

Posted by - août 31, 2024 0
𝐌𝐀𝐌𝐏𝐎𝐑𝐈𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐕𝐄𝐇𝐈𝐕𝐀𝐕𝐘 𝐇𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐈𝐊𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐏𝐎𝐋𝐈𝐓𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐊𝐌𝐅/𝐂𝐍𝐎𝐄 ᴢᴏᴍᴀ 30 ᴀᴏɢᴏsɪᴛʀᴀ 2024 ,ᴇғɪᴛʀᴀɴᴏ ᴍᴀʟᴀʟᴀᴋᴀ ɴʏ ғᴀʀɪᴛʀᴀ…