Nitarika ny lanonam-pitsarana manetriketrika, nandraisana izany fianianana izany ny Filoha Voalohan’ny Fitsarana Tampony sy ny Tonia Mpampanoa Ambony eo anivon’ny Fitsarana Tampony.
Marihana fa 24 Volana no faharetan’ny fihofanana ho Mpitsara eo anivon’ny Sekolim-pirenena manofana ho Mpitsara sy Mpiraki-draharaha (ENMG).
Nanambara ampahibemaso ny Birao maharitry ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) fa manameloka tanteraka ny fanenjehana nataonβny Filohanβny Antenimieran-doholona,…
Fantatra fa nanohana nanome voninahitra ny lalao aram-panatanjahan-tena karakarain’ireo Malagasy mila ravin’ahitra any andafindriaka any ireo floham-pirenena Malagasy teo aloha…
Ny fahavitantena ara-tsakafo dia fototra iray hiankinanβny fampandrosoana ny firenena. Teto Changsha no nitsidihanay mivady ny parc de Riziculture Longping.…