Nitsidika ny foibe toeran’ny Ordre des Journalistes de Madagascar , etsy Ambohidahy, ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Augustin Andriamananoro, ny talata 23 janoary 2024 lasa teo.
Nampahafantatra ny mpikamban, ny andraikitra ary ny zava-bitan’ny holafitry ny mpanao gazety nandritra izay 2 taona niasany izay ny filohan’ny OJM Monica RASOLOARISON taorian’ny fiarahabana ny Ministra tamin’ny nahavoatendry azy hitantana ny Serasera sy ny Kolotsaina.
Fantatra fa 2030 ny isan’ny mpanao gazety matianina voasoratra eo anivon’ny OJM. Efa voarakitra ao anaty tranokalan’ny holafitra avokoa ny mombamomba azy ireo, na ny eto an-drenivohitra na ny any amin’ny faritra.
Anatin’ny tontolon’ny fivoarana isika ka tena zava-dehibe ny andraikitry ny OJM amin’ny fitandroana ny fahalalahan’ireo mpanao gazety ireo amin’ny fanatanterahana ny asany hoy ny Minisitra Augustin ANDRIAMANANORO. Ary hoy ihany izy nanohy ny teniny
๐ป๐๐๐โ๐ฆ ๐๐ฆ ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐ก๐๐๐๐๐๐ โ๐ ๐๐๐๐’๐๐ฆ ๐๐โ๐๐๐๐๐โ๐๐’๐๐ฆ ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐ฃ๐๐-๐๐๐ง๐๐ก๐ฆ ๐๐ก๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐ ๐๐ก๐๐๐. ๐ป๐๐๐๐ ๐ก๐๐-๐ก๐ ๐๐๐๐๐ โ๐ ๐๐๐๐’๐๐ฆ ๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐๐๐ โ๐๐ก๐๐๐๐ฆ ๐๐ฆ ๐ก๐๐๐ก๐๐๐๐’๐๐ฆ ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐ฃ๐๐-๐๐๐ง๐๐ก๐ฆ
Manoloana ny firoboroboan’ny teknolojia sy ny fisian’ireo misora-tena ho mpanao gazety, nefa tsy manao ny asa akory, dia nilaza hatrany ity Minisitra ity fa hijerena kaiky ny fitsipika hhiaraha-mifehy hijerena manokana anโizy ireny.
Ary farany dia nampahatsiahiviny ihany koa ny amin’ny tokony hitandrovana ny fahamendrehan’ny asa fanaovan-gazety. ยซย ย ยป๐ณ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐ ๐รฉ๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐ ๐’๐๐๐ ๐
๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ย ยป.
Tiana etoana no milaza, fa notoloranโi Nyh ANDRIAMITANTSOA peta-tratra (pins) izay anโny Feonydemokrasia manokana ny Minisitra mba ho tena hanjakainโny Demokrasia ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara