Antoko Pôlitika Hiarak’isika

364 0
🗓 Ny sabotsy lasa teo,dia nisafidy ny nitsidika sy nitondra fanampiana ho an’ireo Séminaristes ao amin’ny Grand Seminaire Analamalotra izy,ho fanombohana ny taom-piasany ho an’ity taona 2024 ity.
 
👉« Ny tanjona tamin’ity asa sôsialy izay nataon’ny Antoko Hiarak’Isika ity ,dia ho fampahatsiahivana ny rehetra fa mana-ndanja ny asa fanompoana an’Andriamanitra ka omena lanja manokana ireo Tanora nanokan-tena amin’izany,izay mampitombo fahalalana ao amin’ny Grand Seminaire. »
Hoy i Atoa Tovoniaiko ARNAULT, Mpitarika ny Antoko Hiarak’isika aty amin’ny Faritra Atsinanana.
 
👉Vary,voamaina,menaka,ary savony no natolotra ho azy ireo.
 
🆔 Nangonin’i Claudia Tsitolomy

Related Post

FANDAMINANA NY FIFAMOIVOIZANA

Posted by - juillet 2, 2024 0
Morondava Nidina ifotony nitondra fanetanana sy fampianarana ho an’ireo mpampiasa lalana ny avy eo anivon’ny polisim-pirenena Morondava manoloana ny fisian’ny…