Soanierana Ivongo : Mbola tsy mitsahatra ny orana

124 0

πŸ“Œ Nanomboka ny Asabotsy tokony tamin’ny 5ora tolakandro , ka hatraminy Alahady maraina izao . Raha ny fahitana azy dia mbola tsy hahitana masoandro ny tontolonandro androany. Efa miakatra ny ranompotaka ao aminy fokontany Andatsadrano sy ireo hafa izay toerana hita iva.

πŸ†” Nangonin’i Brudo Raseta

Related Post

Association Soa Ambohimangakely

Posted by - dΓ©cembre 14, 2023 0
➑️ Toy ny isan-taona dia mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny Commune Ambohimangakely sy ny Association Soa Ambohimangakely Indrindra amin’izao…