Toamasina: Noravain’ny Police avy ao amin’ny Commissariat Central Toamasina ny CLAN PIRAMIDE

629 0
πŸ“Œ Toamasina: Noravain’ny Police avy ao amin’ny Commissariat Central Toamasina ny CLAN PIRAMIDE
 
πŸ“Œ Andian-jatovo 14 hatramin’ny 18 taona izy ireo,ary samy manana ny toerana ipetrahany.
Mifanafika izy ireo ka lasa miteraka fitaintainana sy fikoron-tanana amin’ny fiaraha-monina.
Mifaninana amina resaka vehivavy( miady Sipa) sady mifaninana amina hira (mpanao RAP ).
Izay tsy mahazaka resy dia miady.
 
πŸ“Œ Nandray andraikitra ny mpitandro ny filaminana ka nosamborina izy ireo,hisorohana ny loza mety hitranga vokatr’izany.
πŸ†” Nangonin’i Claudia Tsitolomy Tena Izy

Related Post

Distrikan’Ambatondrazaka | Akon’ny andron’ny 08 MARTSA

Posted by - mars 8, 2025 0
Β«Β π…π’π­π¨π―π’πšπ§-𝐣𝐨 𝐬𝐲 𝐟𝐒𝐳𝐚𝐧-𝐀𝐞𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐑𝐒𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐬𝐲 𝐳𝐚𝐭𝐨𝐯𝐨 𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚 » Tsy nahasakana ny rehetra tsy hankalaza tao anatin’ny hafaliana sy…