Toamasina | Rehefa vita ny fanats脿rana ilay lalana eo akaikin’ny Baobab

377 0
馃搶 Toamasina: Rehefa vita ny fanats脿rana ilay lalana eo akaikin’ny Baobab,H么pitaly kely,dia natomboka androany indray ny fanampenana ilay lavaka eo akaikin’ny Commissariat Tanambao II.
 
馃搶 Anisan’ny lalana be mpivezivezy ihany koa io lalana io eto amin’ity renivohitr’i Betsimisaraka ity
 
馃搶 Na dia ratsy aza ny andro fa manohy ny asa hatrany ireo mpiasa eo anivon’ny Commune Urbaine de Toamasina.
Marihina moa fa ny Lefitra faharoan’ny Ben’ny Tanana,Atoa Rabelonahiana Martial no manara-maso ny fizotran’ny asa.
 
馃搶 Aorian’io dia toerana hafa indray no hanohizana ny asa. 
Entanina hatrany ihany koa isika mponina mba hitandro fatratra sy hanaja ireny fananana iombonana ireny, ka ho sarom-piaro amin’izany.

Related Post

饾悁饾惁饾悰饾惃饾悺饾悽饾惁饾悮饾悺饾悮饾惉饾惃饾悮 | 饾悕饾悮饾惂饾悵饾悮饾惌饾惉饾悮饾悿’饾悮饾悽饾惂饾悮 饾惂饾惒 饾惎饾悮饾惈饾悮饾惌饾惈饾悮 | 饾煈 饾惂饾惃 饾惁饾悮饾惌饾惒

Posted by - janvier 8, 2024 0
饾悁饾惁饾悰饾惃饾悺饾悽饾惁饾悮饾悺饾悮饾惉饾惃饾悮 | 饾悕饾悮饾惂饾悵饾悮饾惌饾惉饾悮饾悿’饾悮饾悽饾惂饾悮 饾惂饾惒 饾惎饾悮饾惈饾悮饾惌饾惈饾悮 | 饾煈 饾惂饾惃 饾惁饾悮饾惌饾惒 Tao Ianantsana Avaratra,Fkt Soatsiovana kominina Manandroy, Distrika Ambohimahasoa, Faritra Matsiatra Ambony.…