Soanierana Ivongo : Voavaha ny olana amin’ny fahazahoana Vilagnibe

632 0

๐Ÿ“Œ Sahirana ireo vehivavy isaka ny hanomana lanonana vokatrin’ny tsy fisiany vilagnibe hatrizay , Voavaha izany ankehitriny nomeny Solombavambahoaka RAKOTONIRINA JHON WHARY vilagny 200 kapoaka araiky sy 60 roa ary fandoarambary na ondroko roa maventy.

๐Ÿ“Œ Natolotra ho an’ny vehivavy 8 mars ao amin’ny Kaominina Ambinanisakana ireo fitaovana ka anjaranizy ireo mikojakoja azy . Eo ihany koa ny fanolorana jiro mandeha amin’ny heriny masoandro ampetraka eny aminy toerana maizina.

๐Ÿ†” Nangonin’i : Brudo Raseta

Related Post

SEKOLY AMBONY KATOLIKA ASJA MORAMANGA

Posted by - octobre 1, 2024 0
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy n’y Alatsinainy faran’ny volana septambra teo ny ยซย universitรฉ catholique ASJA Moramangaย ยป, sekoly Ambony eo ambanin’ny fiahian’i…

Akon’ny 26 Jona 2025 | Kaominina Ambanivohitra Befasy

Posted by - juin 28, 2025 0
๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐€๐Œ๐๐€๐๐ˆ๐•๐Ž๐‡๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐๐„๐…๐€๐’๐˜ , ๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐’๐๐˜ ๐Œ๐Ž๐‘๐Ž๐๐ƒ๐€๐•๐€ ๐—ก๐—œ๐—”๐—ฉ๐—”๐—ž๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—ž๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—˜๐—ง๐—œ๐— -๐—ฃ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—˜๐—ก๐—” ๐—ง๐—”๐— ๐—œ๐—ก’๐—œ๐—ง๐—ฌ ๐—ง๐—”๐—ข๐—ก๐—” ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ ๐—œ๐—ง๐—ฌ Nanomboka ny faha 19 Jiona…