Fahasalamana Fiaraha-monina πππππππππ | ππππππππ ππππ ππππ πππππ Posted on janvier 14, 2024 at janvier 14, 2024 by feonydemokrasia 424 0 πππππππππ | ππππππππ ππππ ππππ πππππ Notanterahina omaly tao Tanandava ny fandorana ireo vary simba ,izay hita tao amina Magazay iray ny herinandro lasa teo. Tompon’andraikim-panjakana maro no nanatrika ny fandorana ireo vary ireo. Nanomboka tamin’ny valo ora maraina hatramin’ny dimy ora hariva. Nangonin’i Claudia Tsitolomy Tena Izy
FANOKAFANA AMINY FOMBA OFFICIAL NY FAMBOLEAN-KAZO ATO AMINY DISTRICT BELO TSIRIBIHY Posted by feonydemokrasia - fΓ©vrier 7, 2024 0 π Notanterahina androany alarobia 07febroary 2024 taminy 8ora maraina teo tokoa moa rolahy gny fanokafana aminy fomba official gny fambolean-kazo…
MANAMPY NY FANJAKANA AMIN’NY FANAOVANA VONJY VOINA SY VONJY AINA NY CROIX ROUGE MALAGASY Posted by Ra PA - avril 17, 2025 0 Isany ireo faritra tsy afa-bela amin’ny vokatry ny fiovahovan’ny toetr’andro ny faritra Menabe isan-taona fa manamaivaan ny fihatrehana izany ny…
FAMONOANA MPITSARA | TRA-TEHAKA IREO NAHAVANON-DOZA Posted by feonydemokrasia - juin 27, 2024 0 DPJ/SCAC-BC2 FAMONOANA MPITSARA : OLONA AKAIKY AZY IHANY NO NAHAVANON-DOZA, MPIRAY TSIKOMBAKOMBA MIISA 15 VOASARINGOTRA AMIN’ITY RAHARAHA ITY Tsy olon-kafa…
Toamasina : Tontosa omaly ny lanonana fifampiarabana tratry ny taona ho an’ny Cisco Toamasina I Posted by feonydemokrasia - janvier 11, 2025 0 Miray hina sady mifampitsinjo ny mpiasa eo anivon’ny CISCO Toamasina voalohany hoy ny Filohan’ny Sosialin’ny Cisco Toamasina I omaly,nandritran’ny lanonana…
RN2 : Fanamiana Zandary sy Police maromaro no hita tao Savalaina Posted by feonydemokrasia - dΓ©cembre 2, 2023 0 RN2 : Fanamiana Zandary sy Police maromaro no hita tao Savalaina . Β Β» Akanjo novokarin’ny orin’asa iray avy ao Antananarivo…