Ny antony dia noho ny fisian’ny Kidnapping tao Antsiraraky, Belo Tsiribihy, ka mpianatra mianadahy no lasan’ireo dahalo t@ izany. 9 taona ilay zazalahy, 13 ilay zazavavy, tsy mbola nahazoam-baovao hatr@ nakana ankeriny azy ny sabotsy alina 13 janoary hifoha alahady 14 janoary. Mandrahona ny mbola haka ankeriny mpampianatra ihany koa ireo jiolahy.
Mitaraina ny mponina ao amin’ny faritry ny distrikan’i Belo Tsiribihy fa mifandimby ny halatr’omby sy halatr’olona dia izao miditra amin’ny fanosihosena ny hasin’ny fanabeazana izao indray.
Anio Sabotsy 31 Aogositra 2024 no nanatanterahana ny lanonana fanolorana sy fametrahana tamin’ny fomba ofisialy ny mpandrindram-paritry ny fikambanana AFF…
Manoloana ny zava-nisy sy ny fangatahan’ny filoha lefitry ny filankevitra kaominaly kaominina Ambonivohitry Morondava ny hijerena ireo mpikambana ny biraon’ny…
Nandritra ny lanonana fitokanana SEKOLY tsy fanamarihana n’y faha 30 taona niseharana amin’ny politika n’y Solombavambahoaka, dia nanambara ny Benβny…