VONJEO MAROANAKOMBY FA ATAON’NY DAHALO TAMPIM-BARAVARANA IREO MPIFINDRA MONINA

493 0
π•πŽππ‰π„πŽ πŒπ€π‘πŽπ€ππ€πŠπŽπŒππ˜ 𝐅𝐀 π€π“π€πŽπ’𝐍𝐘 πƒπ€π‡π€π‹πŽ π“π€πŒππˆπŒ-𝐁𝐀𝐑𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 πˆπ‘π„πŽ πŒππˆπ…πˆππƒπ‘π€ πŒπŽππˆππ€
 
πŸ“Œ Vonjeo MAROANAKOMBY, ( FKT Maroanakomby , Commune Rurale Mandrosonoro, Distrika Ambatofinandrahana,) fa nidiran’ny dahalo mirongo basy tamin’ny Telo ora maraina ,araka ny fampitam-baovao avy eny an-toerana dia nataon’ny dahalo tampim-baravarana ireo mpifindra monina ireo ka tsy afaka nivoaka ny trano tokony ho tamin’iny Telo ora maraina ,
 
πŸ“Œ Ary Dia lasan’ny dahalo daholo ny omby rehetra t@n’io tanΓ na Io efa Zao maraina izao vao niala ireo dahalo nanao tampim-baravarana Io fa ny omby efa lasa lavitra .
 
πŸ“Œ Eto dia manainga ny mpitondra fanjakana mahefΓ  hijery akaiky izao toe- javatra izao fa sahirana n’y mponina .
Ampitapitao sy partageo.
Nangonin ‘Lay Mahintsy
β’Έ Andre Razafimahatradraibe

Related Post

ππ‘π„π…π„πŠπ“πˆπŽπ‘π€π’𝐈 π“πŽπ‹πˆπ€π‘π€

Posted by - avril 17, 2024 0
𝑭𝑨𝑴𝑬𝑻𝑹𝑨𝑯𝑨𝑡𝑨 𝑭𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑨𝑴𝑷𝑨𝑯𝑨𝑳𝑬𝑴𝑨𝑡𝑨 𝑴𝑰𝑨𝑳𝑢𝑯𝑨, 𝑴𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑻𝑹𝑨 𝑨𝑹𝒀 𝑨𝑢𝑹𝑰𝑨𝑡’𝑡𝒀 𝑭𝑰𝑭𝑰𝑫𝑰𝑨𝑡𝑨𝑡𝑨 𝑭𝑨𝑡𝑨𝑻𝑨𝑡𝑻𝑬𝑹𝑨𝑯𝑨𝑡𝑨 𝑡𝒀 𝑷𝑢𝑳𝑰𝑻𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑡𝑲𝑨𝑷𝑢𝑩𝑬𝑡𝒀 𝑡𝒀 𝑭𝑨𝑡𝑱𝑨𝑲𝑨𝑡𝑨 𝑰𝒁𝑨𝒀 𝑴𝑰𝑭𝑨𝑡𝑨𝑹𝑨𝑲𝑨 𝑨𝑴𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝑽𝑬𝑳𝑰𝑹𝑨𝑡𝑢𝑡’𝑡𝒀 𝑭𝑰𝑳𝑢𝑯𝑨𝑴-𝑷𝑰𝑹𝑬𝑡𝑬𝑡𝑨 𝑭𝑨𝑴𝑬𝑹𝑬𝑡𝑨𝑡𝑨 𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒀…