FARITRA FITOVINAGNY : Manomboka ny fanamboaran-dalana

518 0
FARITRA FITOVINAGNY : Manomboka ny fanamboaran-dalana
๐Ÿ“Œ Mendrika hisitraka fotodrafitrasa avokoa ny toerana rehetra ary ny fahavitan’ny lalana dia manampy betsaka amin’ny fifamezivezeana sy ny fifamoivoizana.
 
๐Ÿ“Œ Manomboka ny fanamboaran-dalana mampitohy fokontany maro ao Manakara, izay hiantsorohan’ny Projet PIC3
 
โœ”๏ธLalana pavรฉ ao AMBILA
โœ”๏ธLalana pavรฉ ao ANOSIALA
 
๐Ÿ“Œ Mankasitraka ny fitondrampanjakana mahefa amin’ny asa sy ny governora ny faritra Lucien Razafitsotra amin’ny ezaka rehetra ho fampandrosoana ny faritra.
 
Nangonin’i Sitraka Fenohery

Related Post

๐—™๐—œ๐—ง๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ฅ๐—”-๐——๐—ฅ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—”

Posted by - juin 16, 2025 0
๐“๐ฌ๐ฒ ๐ž๐ค๐ž๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฃ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐จ๐ฆ๐›๐š๐ง-๐๐ซ๐š๐ณ๐š๐ง๐š ๐ค๐š๐ฌ๐š๐ข๐ง’๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ก๐š๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐€๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š ๐š๐จ ๐๐ž๐ฅ๐จ ๐ฌ๐ฎ๐ซ ๐“๐ฌ๐ข๐ซ๐ข๐›๐ข๐ก๐ข๐ง๐š Ny asabotsy faha 14 Jiona teo…