๐ Fikambanana maro mahazo tombontsoa amin’ny asa soa ataon’ny Fikambanana Tanoran’i Mandritsara Tompon’andraikitra
๐ Taona maro no nanaovan’ny Fikambanana Tanoran’i Mandritsara Tompon’andraikitra asa soa fanampiana ny mpiara-belona ao anatin’ny distrikan’i Mandritsara. Isany mpisitraka tombontsoa matetika ireo fikambanan’ny mpianatra zanaka Mandritsara anivon’ny anjery manontolo eto Madagasikara. Nifantoka tamin’ny fanampiana Fikambanana maro izany taty aoriana ka ireo zokiolona ny fikambanam-behivavy maro no nisitraka asa soa nataon’ny TMT izay ny faran’ny taona 2023 teo ka tanana maro no notetezina. Nihaino hetahetan’ireo mponina tamin’ny toerana rehetra nandalovana ny filoham-boninahitry ny TM, Rakoto Jean Renรฉ nandritra izany.
๐ Tsy mitsahatra ny fanampiana ataon’ny Fikambanana. 6 taona izao ny nijoroany ka hiroso amin’ny sehatra avoavo koa ny mpitarika.
๐ณ Nangonin’i Claudio – Sofia