Tsy mora ny manao zavatra fa sady mitaky finiavana sy fotoana ary faharetana…
Ny 80 % amin’ny fanatsarana ny fotodrafitrasa ao Fianarantsoa no vita
Soloina ny andrinjiro (poteau en béton), ireo rehetra vita tamin’ny hazo, mitondra herinaratra 63 KV, mampitohy an’i Ranomafana sy Fianarantsoa,
Miisa 30 ireo « portiques » no soloina, toy izany koa ireo tariby mitondra 20 KV amin’ny Distrika miisa 8.
Izao dia tafiditra amin’ny Tetikasa « Projet National de Réhabilitation Phase 1 », sy fanatanterahana ny Toromarika tontosaina ao anatin’ny 100 andro.
Nidina ifotony nijery ny fandrosoan ‘ny asa teto Talata Iboaka Fianarantsoa ny teo anivon’ny DIEH Fianarantsoa sy ny solontenan’ ny JIRAMA ny 9 Janoary 2024.
Mpianatra avy amin’ny sampam-pampianarana Institut des Sciences et de Technique de l’environnement na ISTE no navoaka tamin’ny fomba ofisialy androany…
Namaly ny hetahetan’ireo Ray aman-dRenin’ny mpianatra sy ireo tompon’andraikitra ao amin’ny EPP Betambako ,Zap Bejofo, Cisco Ambatondrazaka ny Solombavam-bahoaka José…
📌 Nisy firehetana tao amin’ny efitrano fitehirizam_bakisiny tao amin’ny CSB2 Antsinanantsena Antsirabe tokony ho tamin’ny 6ora maraina teo, may avokoa…