Lehilahy iray 59 taona no Maty nilatsaham-batra tao Vodivohitra -Voloina-Maroantsetra ny omaly hariva 9 janoary 2024.
Raha ny fanazavan’ny vadiny,nde hiasa sy hijery voly vary no nialany tao antrano ary tomady tsara ny lehilahy kanefa izao vantana mangatsika izao no niverina ny tokantranon’izy ireo.
Rehefa nikija ny orana dia namonjy nialoka tambanina hazo lehibe ity lehilahy ity ary teo no nisitoman’ny varatra azy.
Efa Tonga teny an-toerana ny zandary sy ny mpitsabo ary efa natolotra ny fianankaviana ny razana.
✅Androany no andro voalohany ho an’ny fampirantiana izay ataon’ny bank’i foiben’ny Madagasikara eto Morondava ka hita nandritrin’ny fandalonavana teny an-toerana…
Tonga maro teny Antaninarenina sy Analakely ary filaharam-be no niditra tao an-tokotanin’ny lampam-panjakana Ambotsirohitra izay voaraka tsara ka nosokafan’ny fandidiana…
Ny fampitomboana ny fotodrafitr’asa mifandraika amin’ny lafiny fandriampahalemana sy sy fampitomboana isa ny mpitandro filaminana ao an_toerana ireo no tena…