OJM Amoron’i Mania| ๐—–๐—ผ๐—ป๐—ฐ๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐˜€ ๐—ž๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ๐—ธ๐—ฒฬ ๐—œ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ-๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฐ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ

83 0

๐—™๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ข๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—”๐— ๐—œ๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—ข๐—๐—  ๐—”๐— ๐—ข๐—ฅ๐—ข๐—ก’๐—œ ๐— ๐—”๐—ก๐—œ๐—”
๐Ÿ™๐Ÿ‘‰Isaoranay Andriamanitra satria tontosa an-tsakany sy andavany iny hetsika ๐—–๐—ผ๐—ป๐—ฐ๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐˜€ ๐—ž๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ๐—ธ๐—ฒฬ ๐—œ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ-๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฐ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ iny ny Zoma 22 Dรฉcembre 2023 tao amin’ny Espace de l’Arรจne Ex-somacodis.
๐Ÿ™๐Ÿ‘‰ Misaotra ny Holafitry ny Mpanao Gazety eto Madagasikara nanome alalana nahafahanay nanatanteraka iny hetsika iny
๐Ÿ™๐Ÿ‘‰Isaoranay ireo manam-pahefana: Solombavambahoaka, Goverinora, Talem-paritra, ireo avy amin’ny tsy miankina ary ireo namana rehetra nandray anjara sy nifanotrona tamin’izany.
๐Ÿ™๐Ÿ‘‰Misaotra ny ๐˜€๐—ฝ๐—ผ๐—ป๐˜€๐—ผ๐—ฟ๐˜€ ๐—š๐—ผ๐—น๐—ฑ dia ny ๐“๐„๐“๐ˆ๐Š’๐€๐’๐€ ๐™๐€๐•๐€๐Œ๐€๐๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐๐€ nanolotra ny loka goavana TV รฉcran plat 32′ miisa 2 sy voyage mamaim-poana (fiara, chauffeur, carburant) ho an’ny mpanao gazety mandritra ny herinandro amin’izay toerana tiana mba hialana sasatra kely, ankoatry ny fitohizan’ny fiaraha-miasa amin’ny lafiny maro samihafa.
๐Ÿ™๐Ÿ‘‰ Isaoranay ihany koa ireo nanohana sy niara-niasa rehetra:
๐Ÿ”ทNy RL PROD Ambositra,
๐Ÿ”ท Dรฉputรฉ Fandrava,
๐Ÿ”ท Gouvernorat
๐Ÿ”ท Prรฉfecture
๐Ÿ”ทDRCC Amoron’ i Mania
๐Ÿ”ทCommune Urbaine Ambositra
๐Ÿ”ทNy farimbon’ny Ben’ny Tanร na tarihin’ny PDG Liva Rasaonina
๐Ÿ”ทNy Ministeran’ny Harena Ankibon’ny Tany sy ny Loharanon-karena Stratejika,
๐Ÿ”ทNy IST-AMBOSITRA
๐Ÿ”ทNy Kaoperativa Transroute
๐Ÿ”ทNy Kaoperativa COTRAMADY,
๐Ÿ”ทNy FIMPIA Plus
๐Ÿ”ทDavid EXEDY
๐Ÿ”ทNy Startimes Ambositra ( Alakamisy sy Ambohimiadana)
๐Ÿ”ทNy Canal+ Ambositra (Ampivarotanomby)
๐Ÿ”ทMIJOU PHONE
๐Ÿ”ท Ligim-paritry ny baolina kitra Amoron’ i Mania,
๐Ÿ”ท Fikambanana Ampela Mitsinjo Soa AMS
๐Ÿ”ทTelma Ambositra.
๐Ÿ”ทIreo haino aman-jery rehetra sy ny talen’izy ireo tsy ankanavaka ato amin’ny Faritra Amoron’ i Mania.
๐Ÿ™๐Ÿ‘‰ Isaoranay ihany koa izy 5 mianadahy mpitsara.
๐Ÿ™๐Ÿ‘‰ Isaorana manokana ny mpanao gazety rehetra ato amin’ny OJM Amoron’ i Mania, nampiseho firaisan-kina tanteraka nahatotosa an’iny hetsika iny.
Fehiny: Fahombiazana tanteraka ny hetsika satria tena hita sy tsapa ny fiombonana tao anaty fahasamihafan’ny asa.
๐˜›๐˜–๐˜  ๐˜๐˜ก๐˜ˆ๐˜– ๐˜•๐˜  ๐˜๐˜๐˜“๐˜ˆ๐˜๐˜ˆ๐˜™๐˜ˆ๐˜•’๐˜๐˜™๐˜Œ๐˜– ๐˜•๐˜ˆ๐˜๐˜ˆ๐˜ก๐˜– ๐˜“๐˜–๐˜’๐˜ˆ: Bibata ny amboara voalohany:
๐Ÿ†๐Ÿฅ‡Ny ekipan’ny DRAE na Foibem-paritry ny Fambolena sy Fiompiana Amoron’ i Mania, nahazo TV รฉcran plat 1 avy amin’ny tetik’asa ZAVAMANITRA, amboara avy amin’ny Ligim-paritry ny baolina kitra Amoron’ i Mania,kits complets dรฉcodeur avy amin’ny Startimes Ambositra, sy fitaovana maromaro avy amin’ny Telma sns…
๐Ÿ†๐ŸฅˆNy avy ao amin’ny CISCO Ambositra no nahazo ny laharana faharoa : TV รฉcran plat 32″ Mbola avy @ tetik’asa ZAVAMANITRA, amboara avy amin’ny coopรฉrative Transroute, kit complet dรฉcodeur avy @ startimes Ambositra sy loka maro hafa
๐Ÿ†๐ŸŽ–๏ธNy avy ao amin’ny alliance Franรงaise Ambositra kosa no nahazo ny laharana fahatelo: dรฉcodeur avec kit complet avy @ canal plus no azony,amboara avy @ coopรฉrative Transroute, Tรฉlรฉphone iray avy amin’ny MIJOU PHONE sy loka maro samihafa….
๐ŸŽ–๏ธ๐Ÿ†Nahazo amboara sy loka ihany koa :
โค๏ธโ™ฅ๏ธny coup de cล“ur : ny avy ao amin’ny ACEP Ambositra avy coopรฉrative Transroute
๐Ÿ‘๐Ÿ‘Ny meilleur supporteur : ny DRSP(Polisim-pirenena) nahazo amboara avy amin’ny coopรฉrative Transroute sy loka maro,
๐Œ๐ข๐ฌ๐š๐จ๐ญ๐ซ๐š ๐Ÿ™,๐Œ๐ข๐ฌ๐š๐จ๐ญ๐ซ๐š ๐Ÿ™ ๐Œ๐ข๐ฌ๐š๐จ๐ญ๐ซ๐š ๐Ÿ™

๐Ÿ‘‰๐Ÿพ Ranty nadika feno tao amin’ny rindrina : Fenitra Arri Anne | Mpanao Gazety Amoron’i Mania

Related Post