Famaranana ny Taom-piasana 2023, nisaotra an’ireo Mpiara-miasa ny Minisitry ny Fitsarana

298 0
📌 Zoma, 15 desambra 2023, natao teto amin’ny tokotanin’ny Ministera ny famaràna amin’ny fomba ofisialy ny taom-piasan’ny Fitsarana. Maro ny zava-bita tamin’ity taona ity hoy ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Ramatoa RANDRIAMANANTENASOA Landy Mbolatiana nanoloana ireo mpiasa.
 
Famaranana ny Taom-piasana 2023, nisaotra an’ireo Mpiara-miasa ny Minisitry ny Fitsarana
 
📌 Nisaorany araka izany ny rehetra tamin’ny fiaraha-miasa, misy ihany kosa anefa ny lesoka mila harenina hoy izy ka hatsaraina izany amin’ny taona 2024. Fanamby napetraka hoan’ny taom-pitsarana 2024 ny fanasongadinana ny sampam-pitsarana rehetra sy ny fonja.
 
⭐ Amin’izao ankatoky ny fety izao moa dia nisy ny fizarana « panier garni » avy amin’ny Ministeran’ny Fitsarana sy ny Sosialin’ny Mpiasan’ny Ministeran’ny Fitsarana Foibe na SMM2F.

Related Post

𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀𝐕𝐎𝐀𝐕𝐎 | 𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐌𝐀𝐍-𝐉𝐀𝐓𝐎𝐍𝐘 𝐇𝐄𝐊𝐓𝐀𝐑𝐀 𝐋𝐀𝐒𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀 “𝐓𝐒𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐎𝐕𝐀”

Posted by - novembre 4, 2025 0
« 𝑨𝒗𝒆𝒓𝒆𝒏𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏𝒂𝒚 𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒊𝒏𝒂𝒚, 𝒔𝒐𝒍𝒐𝒚 𝒏𝒚 𝒕𝒓𝒂𝒏𝒐𝒏𝒂𝒚 𝒏𝒐𝒅𝒐𝒓𝒂𝒏𝒂𝒐, 𝒂𝒗𝒆𝒓𝒆𝒏𝒐 𝒏𝒚 𝒗𝒐𝒌𝒂𝒕𝒓𝒂𝒚 𝒏𝒂𝒏𝒈𝒂𝒍𝒂𝒓𝒊𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐… 𝑭𝒂𝒏𝒋𝒂𝒌𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒊𝒋𝒐𝒓𝒐 𝒐̂! 𝑽𝒐𝒏𝒋𝒆𝒐 𝒓𝒆 𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒚 !…