Feon’ny Salt Fianarantsoa | Namangy azy ireo ny Rev. Shauen Trump

516 0
Namangy sy nitondra fampianarana mahakasika ny Teolojian’ny Hazofijaliana teto amin’ny SALT ny Rev. Shauen Trump, mpiandraikitra ny fitoriana ny filazantsara aty Afrika ao amin’ny Lutheran Church of Missouri Synod nandritra ny telo andro, nanomboka ny alatsinainy 04 desambra hatramin’ny omaly 06 desambra.
 
Misaotra ny Foibe FLM naniraka azy fa betsaka ny fampianarana voaray taminy, ary misaotra ireo iraka manokana nanatanteraka ny fandikan-teny dia ny Past Dr RANDRIANASOLO Joseph, Doyen LIME sy ny Pastora ANDRIAMANANTENA Tahiandrazana Nosiarilala (SPAM).
 
Jesosy Kristy Tompo anie hamaly fitia anareo tsirairay avy noho ny fandavan-tenanareo lehibe.
Ho an’Andriamanitra irery ny Voninahitra.
 
 
Loharano nanovozana : Feon’ny Salt Fianarantsoa

Related Post

𝗙𝗔𝗡𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗢𝗠𝗕𝗔𝗡’𝗘𝗭𝗔𝗞𝗔 𝗠𝗢𝗠𝗕𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗔𝗦𝗔 𝗩𝗜𝗧𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗢𝗦𝗬

Posted by - août 31, 2024 0
𝗛𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗼𝗺𝗯𝗮 𝗳𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗮𝗻𝗷𝗼𝗻𝗮 𝗻𝗮𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗮𝘀𝗮 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼𝗮𝗻𝗮 mifanaraka amin’ny voarakitra ao amin’ny Drafitra…