Gal Ranjeva Marcel RAZANAKOMBANA | voatendry ho lehiben’ny Mariboninahi-pirenena Malagasy

475 0
Ny Général de corps d’armée a no voatendry ho lehiben’ny Mariboninahi-pirenena malagasy araka ny filan-kevitry ny ministra.
Izy no nisolo an’i Madeleine Ramaholimiaso ary hanolotra ny samboady ny Filoham-pirenena amin’ny sabotsy izao.
 
Efa ministry ny fiarovam-pirenena tamin’ny fitondrana Ratsiraka izy. Ary efa minisitry ny raharaham-bahiny tamin’ny fitondrana Ravalomanana
Nangonin’i ‘Lay Mahintsy

Related Post

𝐊𝐚𝐧𝐝𝐢𝐝𝐚 𝐇𝐀𝐑𝐈𝐋𝐀𝐋𝐀 𝐑𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 | 𝐇𝐀𝐍𝐎𝐌𝐄 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐑𝐎𝐋𝐀𝐅𝐘 𝐌𝐀𝐈𝐌𝐀𝐈𝐌-𝐏𝐎A𝐍𝐀

Posted by - novembre 21, 2024 0
𝐊𝐚𝐧𝐝𝐢𝐝𝐚 𝐇𝐀𝐑𝐈𝐋𝐀𝐋𝐀 𝐑𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 | 𝐇𝐀𝐍𝐎𝐌𝐄 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐑𝐎𝐋𝐀𝐅𝐘 𝐌𝐀𝐈𝐌𝐀𝐈𝐌-𝐏𝐎A𝐍𝐀 — Ho fanampiantsika ny tanoran-tsika, dia hisy fampiofanana mikirakira ny 𝐄𝐥𝐞𝐜𝐭𝐫𝐨𝐧𝐢𝐪𝐮𝐞, 𝐏𝐥𝐨𝐦𝐛𝐢𝐞𝐫…