Journée Internationale de Volontatiat

219 0
✅️ #JIV: Journée Internationale de Volontatiat 🙏
 
👉 Ireto sary vitsivitsy ireto no entina hitondrana teny fiarahabana sy firarian_tsoa ary fankaherezana antsika tanora namana mpilatsaka an-tsitrapo na koa hoe mpanao asa an-tsitrapo, izay asa tsy mora sady mitaky finiavana.
 
✅️ Koa dia miarahaba antsika tanora mpilatsaka an-tsitrapo na mpanao asa an-tsitrapo rehetra tratran’ny 05 Desambra androany, ary mamporisika sy mankahery antsika hatrany amin’ny asa sy andraikitra izay ataontsika rehetra amin’ny toerana sy sehatra misy antsika tsirairay.
Ny daty 05 Desambra moa fankalazana ihany fa ny asa an-tsitrapo dia natao ho adidy amin’ny fiainana , amin’ny maha olom-pirenena.
 
Miarahaba manonkana ny tanora mpikambana amin’ny ObservObservatoire de la Jeunesseana ny nosy Madagasikara sy ekipa Iaas MIaas Madagascar
Loharano nanovozana : Misaina Yharon 

Related Post

Asa sosialy sahanin’ny Fikambanana AFF

Posted by - février 4, 2024 0
𝐅𝐈𝐊𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐘 𝐒𝐘 𝐅𝐎𝐓𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐒𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐁𝐎𝐑𝐈𝐁𝐎𝐑𝐈𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝟐 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐓𝐄𝐑𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 Tafiditra ao anatin’ny Asa sosialy…

𝐅𝐀𝐌𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐎𝐋𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐎𝐑𝐈𝐍𝐀𝐒𝐀 𝐒𝐈𝐑𝐀𝐌𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐈𝐋𝐎𝐁𝐄

Posted by - novembre 4, 2025 0
Tonga any Ambilobe ny solontenam-panjakana ahitana ny Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa ary ny Asam-panjakana 𝑭𝑳𝑶𝑹𝑬𝑵𝑻 𝑺𝒐𝒂𝒕𝒊𝒂𝒏𝒂 𝑩𝒆𝒕𝒚 𝑳𝒆́𝒐𝒏𝒏𝒆. Ny…