Fiaraha-monina Omby vavy miisa 3 no nofirain’olona tsy fantatra Posted on novembre 27, 2023 at novembre 28, 2023 by feonydemokrasia 408 0 Tranga hafa kely Mangabe Maroantsetra : Omby vavy miisa 3 no nofirain’olona tsy fantatra tao amin’ny fokontany Mangabe, Maroantsetra ny 26 Novambra lasa teo. Tsy fantatra mazava ny antony na sotasota na fihalonana na zavatra hafa mihitsy. Teny an-tanimbary ireto omby ireto no nosomparana ka mampametrampanontaniana ny maro ary tamin’ny andro mbola mazava. Nisy tamin’ireo omby no tapaka ny tongony noho ny ratra lalina nahazo azy (hoditra sisa no mitazona ny tongony havanana amin’ny ilam-bodiny) ,ary nisy ihany koa ny voafira hatrany amin’ny sofiny roa. Ary ny 2 tamin’ireo omby ireto no bevohoka. Misokatra ny fanadihadiana Nangonin’i Malala Tsa
π ππππππππ-πππππππ ππ π ππππππππππ ππππππ’π πππππ Posted by feonydemokrasia - avril 16, 2025 0 π ππππππππ-πππππππ ππ π ππππππππππ ππππππ’π πππππ πππππ πππππππππ/ πππ ππππππππππ πππ « ππ ππππππ ππ ππππΒ Β»/ π ππππππππ πππππ/πππ π΅πΆπ»πΆπ²π¨π΅π¨π΅π¨ π΅π π¬π·π· π¨π΄π·π¨π΅π¨ππ¨ππ¨…
Toamasina: Vita soa aman-tsara ny Hetsika fitsaboana sy fizaham-pahasalamana,izay nataon’ny AST Posted by feonydemokrasia - septembre 8, 2024 0 Toamasina: Vita soa aman-tsara ny Hetsika fitsaboana sy fizaham-pahasalamana,izay nataon’ny AST ( Association SantΓ© pour Tous Madagascar) izay naharitra roa…
πππ§ππ«π’ππ¬ππ«π – π π¨π€π¨π§π¨π₯π¨π§π ππ―π² amin’ny ππ¨π€π¨π§πππ§π² 11 π§π’πππ«π’π¦ππ¨π§π π§ππ§ππ«π’π§π π₯πΜπ₯ππ§π π¬π’π¦ππ πππ¦π’π§`π§π² ππ32 ππ’π¬ Posted by feonydemokrasia - avril 18, 2024 0 πππ§ππ«π’ππ¬ππ«π – π π¨π€π¨π§π¨π₯π¨π§π ππ―π² amin’ny ππ¨π€π¨π§πππ§π² 11 π§π’πππ«π’π¦ππ¨π§π π§ππ§ππ«π’π§π π₯πΜπ₯ππ§π π¬π’π¦ππ πππ¦π’π§`π§π² ππ32 ππ’π¬ (π΅ππππππ ππππ ππππππππππ πππππ`ππ ππππππππππ πππππ…
ππππππ ππ πππ π πππππππππππ ππ ππππππ ππππ ππ ππππππππππ Posted by feonydemokrasia - juin 12, 2024 0 Mizotra tsara ny asa fanamboarana ny Β« LALANA PAVE Β» ao amin’ny renivohitry ny Distrikan’Andilamena mirefy 900 metatra,izay miainga avy…
DRSP ANΓSY | Vehivavy miarina sy miray hina, firenena mandroso Posted by feonydemokrasia - mars 4, 2024 0 « Vehivavy miarina sy miray hina, firenena mandrosoΒ Β» izany no lohahevitra entina hankalazana ny andron’ny 8 Marsa. Raha ny eto Tolagnaro…