Mampiseho firaisan-kina ny Mpanakanto Malagasy

362 0

Manoloana ny fahalasan’ny Mpanjakavavin’ny Salegy Malagasy, dia nifamotoana tetsy amin’ny Le Glacier Analakely ny Mpanakanto Malagasy notarihin’ireo Mpitantana ao amin’ny Sendikaly.

Nandefa fanampiana sy fiaraha-mionona amin’ny havan’ny maty, ary tamin’izany ihany koa no nahafantarana fa hisy solon-tena handeha handevina.

Tamin’io fotoana io ihany koa nohatitraterin’izy ireo fa fianakaviana iray ihany ny Mpanakanto rehetra, arynoporofoin’izy ireo fa tsy voazarazaran’ny Mpanao Politika izy ireo

Nangonin’i ‘Lay Mahintsy

Related Post

Paska Antsirabe

Posted by - avril 1, 2024 0
Paska Antsirabe Anisan’ny fety iray tena mampiavaka an’Antsirabe ny fetin’ny paska, saika Tonga eto avokoa ny avy any amin’ny faritra…