Tonga nanatanteraka ny adidiny Rtoa Mpitahiry ny Tombokasem-panjakana

657 0

Amin’ny maha-olom-pirenena an’i Rtoa RANDRIAMANANTENASOA Landy Mbolatiana sady Minisitry ny Fitsarana, Mpitahiry ny Tombokasem-panjakana; dia tonga nanatatanteraka ny adidiny amin’ny fifidianana izay ho filoham-pirenena izy ny Alakamisy 16 Novambra 2023, ka tao amin’ny amin’ny EPP Ilaivola Ivato tamin’ny 11 Ora no tonga nanefa izay adidy izay izy

Ankoatr’izay anefa, amin’ny maha tompon’andraikitra azy eto anivon’ny firenena ihany koa dia nanadihady ny fizotrin’ity fifidianana ity ihany koa ny tenany.

Nambarany moa fa andraikitra sy adidy amin’ny firenena ny fandehanana mifisy, ary ny adidy rahateo tsy an’olon-dratsy

Nangonin’i ‘Ilay Mahintsy

Related Post

Vovonan’ny Firaisankina Madagasikara an’ny Malagasy Avaradrano | Tafapetraka ny atotan-taratasy

Posted by - avril 4, 2024 0
𝐅𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍-𝐊𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐃𝐑𝐀𝐍𝐎 | 𝐓𝐀𝐅𝐀𝐏𝐄𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐑𝐀𝐓𝐀𝐒𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐓𝐒𝐀𝐇𝐀𝐍-𝐊𝐎𝐅𝐈𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐒𝐎𝐋𝐎𝐌𝐁𝐀𝐕𝐀𝐌𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀 —- Androany faha 03 volana Avril ny taona 2024 no…