Fanaka antrano sy finday ary antsy bé no tratra tamin’ireo olon-dratsy ireto nandritra ny fisavana ny tranon’izireo.
Mbola mitohy noa ny fandihadiana izay ataon’ny Zandary mikasika ity raharaha ity, mbola misy ihany koa ireo tsy maintsy karohina mba hamongorana ny tambazotran’ireo Mpanao ratsy Ka tsy mampilamina ny eto Toliara.
Mbola manentana Hatrany moa ny Komandin’ny Kompanian’i Toliara ny mba hanomezana vaovao marim-pototra avy amin’ireo tsara sitrapo fa ho tazomina ho tsy ambara Telo izany.
Eny ifotony no manomboka ny fiarovana ny vahoaka Nofaranana androany 19 Martsa 2026 tao amin’ny Distrikan’Antananarivo faha-III ny hetsika fanentanana…
hotohin’ny vehivavy rehetra maneran-tany dia mankalaza ny andron’ny vehivavy ireo vehivavy ato amin’ny Kaominina Ambanivohitra Ambatolahy ato amin’ny Distrikan’ny Miandrivazo.…