๐…๐€๐‡๐€๐“๐€๐Œ๐๐€๐‡๐€๐-๐‰๐ˆ๐‘๐Ž ๐‹๐€๐•๐€๐‘๐„๐๐˜ ๐“๐€๐Ž ๐€๐๐“๐’๐ˆ๐‘๐€๐๐„ | ๐…๐€๐๐“๐€๐“๐‘๐€ ๐๐˜ ๐€๐๐“๐Ž๐๐˜

121 0
Mahakasika indrindra ilay fahatampahan-jiro lavareny izay niseho tany antsirabe nandritra ny herinโ€™andro lasa teo, dia nitondra fanazavana ny Mpandrindra ny Electicitรฉ eto anivonโ€™ny Jirama, Andriamatoa Manda Ny Aina Nomena, nambarany fa vokatry ny fianjerenโ€™ireo andrin-jiro lehibe mitondra herinโ€™aratra mampitohy anโ€™Antsirabe sy Ambohimanambola no antoy tena nahatonga ity fahatapahn-jiro ity.
Hatreto mbola tsy afaka milaza hoe inona no tena antony nahatonga ny fianjeranโ€™ireo andrin-jiro lehibe ireo hoy hatrany ny fanazavana, fa ny azo antoka dia hiverina aminโ€™ny laoniny tsy ho el ny famatsian-jiro.
Taminโ€™ny fotoana nakana ny sary, dia mbola eo ampiketrehana ireto Mpiasanโ€™ny Jirama ireto, ary tazana teny an-toerana ny Tale Jeneralinโ€™ny Jirama.
Raha hiverena ny toerana ahitana ny fianjerenanโ€™ireo andrin-jiro ireo dia teo aminโ€™ny Fokontany Fanomezantsoa, Gara Sambaina.
Nangonin’ Lay Mahitsy

Related Post

๐—˜๐˜๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ฎ – ๐—ฆ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—”๐—บ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐——๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฑ ๐—ง๐—ฟ๐˜‚๐—บ๐—ฝ!

Posted by - juillet 14, 2024 0
๐—˜๐˜๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ฎ – ๐—ฆ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—”๐—บ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐——๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฑ ๐—ง๐—ฟ๐˜‚๐—บ๐—ฝ! (๐–ญ๐—‚๐—Œ๐—’ ๐—‡๐—‚๐—๐—‚๐–ฟ๐—‚๐—๐—‹๐–บ ๐—๐–พ๐—ˆ ๐–บ๐—†๐—‰๐–บ๐—‡๐–บ๐—ˆ๐—๐–บ๐—‡๐–บ ๐–ฟ๐–บ๐—†๐—‰๐—‚๐–พ๐—…๐–พ๐—“๐–บ๐—‡-๐—„๐–พ๐—๐—‚๐—๐—‹๐–บ) โ˜†Hatairana no nandrenesan`ny vahoaka…