Efa tonga soa aman-tsara any Abu Dhabi, Emirร Arabo Mitambatra, ny Filohanโny Fanavaozana sy ireo delegasiona manaraka azy.
Anisanโny tanjonโity fitsidihana ity ny fandraisana anjara aminโny Herinandronโny Fampandrosoana Lovain-jafy (Abu Dhabi Sustainability Week โ ADSW 2026), hetsika iraisam-pirenena manan-danja aminโny sehatry ny fampandrosoana maharitra sy ny fanavaozana.
Taminโny fahatongavana teny an-toerana dia noraisinโi Cheikh Mohammed bin Rashid Al Maktoum, lefitry ny mpanjaka, Praiminisitra Lefitra sady Minisitry ny Fitantanam-bola ao aminโny Emirร Arabo Mitambatra, tamim-panajana sy fomba ofisialy ny delegasiona.
Nangonin’ Lay Mahitsy
หขแตสณสธ โฟแตแตหขแถฆแตแตแตโฟแถฆโฟแต แตแตแตแต แตแตแถฆโฟ’โฟสธ แตแตแตแตแตแถปแตแตสณแต




