๐€๐Œ๐๐Ž๐’๐ˆ๐“๐‘๐€
โ€Ž
โ€Ž๐‘ญ๐’‚๐’Ž๐’†๐’๐’‚๐’ƒ๐’†๐’๐’‚๐’“๐’‚๐’-๐’Œ๐’†๐’—๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’๐’Š๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚ ๐’•๐’‚๐’Ž๐’Š๐’’๐’๐’š ๐‘ท๐’†ฬ๐’“๐’† ๐‘ท๐’“๐’๐’”๐’‘๐’†๐’“ : ๐‘ป๐’๐’๐’Š๐’‚๐’-๐’…๐’‚๐’‰๐’‚๐’•๐’”๐’๐’“๐’‚๐’•๐’“๐’š ๐’๐’š ๐‘ฎ๐’‚๐’›๐’†๐’•๐’š ๐‘ณ๐’‚๐’Œ๐’“๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐‘ท๐’†ฬ๐’“๐’† ๐‘ฑ๐’‚๐’„๐’’๐’–๐’†, ๐‘ต๐’Š๐’‡๐’‚๐’๐’Š๐’๐’…๐’“๐’‚๐’-๐’…๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’Š๐’‰๐’‚๐’๐’š ๐’Œ๐’๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’’๐’๐’š ๐‘ญ๐’‚๐’Œ๐’‚๐’-๐’Œ๐’†๐’—๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’‰๐’๐’‚๐’’๐’๐’š ๐‘ป๐’‚๐’๐’Ž-๐’ƒ๐’‚๐’๐’—๐’‚๐’ ๐‘ด๐’‚๐’๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š
โ€Ž
โ€Ž 12 Novambra ,Fark Md Josefa Andrefantsena ,

40 0

Saika nirona tao amin’ny hoe TSIGNAM-BOLAN’NY ALAHAMADY izany hoe ny eo anelanelan’ny volana Mars sy Aprily ny hevitry mpandala ny Kolontsaina aty amin’ny Faritra Amoron’i Mania hanaovana ny TAOM-BAOVAO iraisan’i Malagasy, maro ny antony ara-kolontsaina mahatonga an’izay hoy ny FATARA na ny Farimbon’Asan’ny Tompon’anaran-Dray Amoron’i Mania, sy ireo ray aman-dreny ary ireo tanora maro.
โœ๏ธLafiny ara-tantara
โœ๏ธLafiny fanisana andro
โœ๏ธLafiny fiaraha-monina
sy ny maro hafa.

๐Ÿ‘‰Tafiditra ao anatin’ny politikan’ny fitondram-panjakana ankehitriny dia ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara izay tanterahan’ny Minisieran’ny Serasera sy ny Kolontsaina izao fakan-kevitra  fanatsarana izao hoy ny Talem-paritry ny Kolontsaina sy ny Kolontsaina Amoron’ Mania Andriamatoa Jean Aimรฉ NOMENJANAHARY raha nanazava ny lalan-tsaina nanatanterahana ity hetsika ity.
๐Ÿ‘‰Nifanome tanana tamin’izao atrik’asa fakan-kevitra izao moa ny Justice et Paix Diosezy Ambositra sy Radio Maria Madagasikara tamin’ny alalan’ny lohahevitra hoe ย ยป Andao atreho ny ho avy , tolona ho an’ny fanovana, Madagasikara iaraha-managna izay nanaovana famelabelaran-kevitra mikasika ny tolon’ny fanovana teto Madagasikara ka nahatongavana amin’izao fandresena izao.
๐Ÿ‘‰Natao tao amin’ny Fark Md Josefa Andrefantsena moa ity atrik’asa ity tandroany izay nanasana ny rehetra liana sy mandala ny Kolontsaina sy fomban-drazana aty amin’ny Faritra izay tena nahavory olona maro.
Nanatrika izany ihany koa ireo mpitondra fanjakana notarin-dRamatoa Prรฉfet RAZAZAROANABAVY Felanirina.

Related Post

๐‘ต๐’‚๐’‰๐’‚๐’›๐’ ๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ฌ๐‘ท๐‘ท ๐‘ฉ๐’†๐’•๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’Œ๐’

Posted by - mars 3, 2024 0
Namaly ny hetahetan’ireo Ray aman-dRenin’ny mpianatra sy ireo tompon’andraikitra ao amin’ny EPP Betambako ,Zap Bejofo, Cisco Ambatondrazaka ny Solombavam-bahoaka Josรฉ…

Fรฉdรฉration Malagasy de Kung-Fu Wisa

Posted by - dรฉcembre 17, 2023 0
๐…๐žฬ๐๐žฬ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐๐ž ๐Š๐ฎ๐ง๐ -๐…๐ฎ ๐–๐ข๐ฌ๐š — 15 dรฉcembre 2023 Tontosa ny: FIVORIAMBE ARA-POTOANA FIVORIAMBE TSY ARA-POTOANA Nanomboka tamin’ny 09h00 maraina…