๐‡๐€๐‡๐€๐™๐Ž ๐…๐ˆ๐“๐€๐Ž๐•๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐‡๐€๐ˆ๐๐Ž๐•๐€๐Š๐ˆ๐‰๐„๐‘๐ˆ๐Œ-๐๐€๐‡๐Ž๐€๐Š๐€ ๐€๐Ž ๐€๐Œ๐๐€๐“๐Ž๐‹๐€๐Œ๐๐˜, ๐ˆ๐Ž ๐๐Ž ๐•๐Ž๐Š๐€๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐‡๐€๐Ž๐๐€๐’๐๐˜ ๐๐„๐’๐๐˜ ๐“๐€๐๐€๐๐€ ๐“๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐’๐ˆ๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐’๐„๐‘๐€๐’๐„๐‘๐€ ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐Š๐Ž๐‹๐Ž๐๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€

8 0

Androany 07 Novembra 2025, tetsy aminโ€™ny Biraonโ€™ny Ministeranโ€™ny Serasera sy ny Kolontsaina testsy Anosy dia nisy ny fihaoanna manokana teo aminโ€™Andriamatoa Gasikara Fenosoa Minisitry ny Kolontsaina, sy Andriamatoa Mika RAKOTOMALALA Benโ€™ny Tanana Kaominina Ambatolampy., maro ny zavatra nifampiresahana sy ny fifampidinihana tao anatin’izany fihaonana izany ka ireto teboka 3 ireto no tena nisongadina :
  1. — 1 Ny olana mahakasika ny fahatapahan’ny TVM sy ny RNM izay miverimberina matetika eto amin’ny Commune Urbaine Ambatolampy
  2. — 2 Fangatahana fiofanana mahakasika ny serasera sy ny kolontsaina
  3. — 3 Fijerena ny fiarahamiasa eo amin’ny fampandrosoana eto anivon’ny Commune Urbaine Ambatolampy ho tombotsoa ambon’ny vahoaka.
Naneho ny fahavonony hanampy avy hatrany ny Minisitrin’ny Serasera sy ny Kolontsaina ka novaliny teo noho eo ny mahakasika ny olan’ny TVM sy RNM, ary fantatra fa aminโ€™ity volana Novambra ity ny tenany dia hidina any Ambatolampy any, hanatitra ireo fitaovana vaovao mba ahafahan’ny vahoaka eto amin’ny distrika mijery sy mihaino ny fahitalavim-pirenena, dia ny TVM sy ny RNM.
Nambaranโ€™ity Minisitra ity hatrany moa fa ยป Vonona ny fitondrapanjakana mijoro amin’ny fiaraha-miasa ny fampandrosoana ny Commune Urbaine Ambatolampy amin’ny fampanantenana nataony ยป
Fisaorana avy aminโ€™ny fo no nasetrinโ€™Andriamatoa Benโ€™ny tanana izany fampanantenana mahavelom-bolo izany, ka nilazany hoe
ยซ Ambatolampy tsy maintsy mandroso.. ยป
Nangonin ‘Lay Mahitsy

Related Post

๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ก๐—” ๐—ง๐—ข๐— ๐—•๐—”๐—ก’๐—˜๐—ญ๐—”๐—ž๐—” ๐— ๐—ข๐— ๐—•๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—”๐—ฆ๐—” ๐—ฉ๐—œ๐—ง๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—”๐—ก๐—ข๐—ฆ๐—ฌ

Posted by - aoรปt 31, 2024 0
๐—›๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ฝ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป’๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ mifanaraka amin’ny voarakitra ao amin’ny Drafitra…