Ranotsara Avaratra โ Nidoboka vonjimaika ny Benโny Tanร nanโi Ranotsara Avaratra, ๐จ๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ซ๐๐๐๐๐, ny faramparanโny herinandro lasa teo, taorianโny fepetra noraisinโny fitsarana mikasika ny fitoriana nataonโny solombavambahoakanโi Madagasikara voafidy tao amin’ny Distrikan’ Iakora.
Araka ny vaovao voaray, dia niainga taminโny lahatsoratra navoakanโity Benโny Tanร na ity tao aminโny pejy Facebook-ny ny raharaha. Tao anatinโizany, nilaza izy fa nisy kamiao roa sy fiara fitaterana iray nitondra vato sarobidy antsoina hoe ๐๐จ๐ซ๐ข๐ง๐๐จ๐ง, tsy ara-dalร na, avy any aminโny faritra Betsipoy ka hiazo anโi Ihosy.
๐ต๐ ๐๐๐๐๐๐
๐๐ ๐
๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐-๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐. ๐ต๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐
๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐-๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐-๐
๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐.
Nampangainโny depiote voatonona ny Benโny Tanร na fa nanao fanambarana tsy marina sy nanalabaraka azy ampahibemaso. Noho izany, nentina teo anatrehanโny fitsarana i Manambelo Dolphe ary noraisina ny fepetra fampidirana azy am-ponja vonjimaika, miandry ny fanadihadiana lalina sy ny fitsarana aminโny fotoam-pitsarana manaraka.
Araka ny loharanom-baovao eo an-toerana, dia mbola tsy nisy fanambarana ofisialy navoakanโny Benโny Tanร na na ny mpisolovavany hatreto. Mbola andrasanโny mponina ao Ranotsara Avaratra ny fivoaranโny raharaha sy ny fanapahan-kevitry ny fitsarana.
Nangonin’i Bevomaso