FIER-MADA 2025 – Andiany faha-26 : Ambatovy manohana ny tanora mpandraharaha sy ny tantsaha

247 0

Nandray anjara tamin’ny FIER-MADA 2025 ny Ambatovy niaraka tamin’ireo solontenan’ny tantsaha sy tanora mpandraharaha 10 avy any Moramanga, Brickaville ary Toamasina. Tanjona ny hampiroborobo ny vokatra eny ifotony sy hanamora ny fidirana amin’ny tsena nasionaly sy iraisam-pirenena.
Mihoatra ny 2 500 ireo tantsaha (70% vehivavy) tohanan’i Ambatovy amin’ny alalan’ny fiofanana ara-teknika, fitaovana ary rafitra tahiry sy fifampindramam-bola (VSLA)
Efa misy ny fandrosoana hita sy ny fahafahana mifanakalo traikefa amin’ny tantsaha avy amin’ny faritra hafa hatramin’ny niarahana tamin’ny Orinsa Ambatovy hoy ireo Mpisitraka.
Lohahevitra lehibe tamin’ny FIER-MADA 2025 : « Apetaka eny amin’ny tsenan’ny kaominina ireo lalam-barotra anatiny sy ivelany ho fampivelarana ny famokarana eny ambanivohitra »
Ny fidirana amin’ny tsena no antoky ny fandrosoana sy fialana amin’ny fahantrana.
✍️Juanita RAKOTOARIVAO

Related Post

MENABE CONNEXION

Posted by - novembre 18, 2024 0
Nahazo fiaraha miasa amin’ny masoivohon’ny Frantsay eto Madagasika ka tetik’asa eo anivon’ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ary koa ny lafiny…

𝗙𝗜𝗙𝗜𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗟𝗢𝗛𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟴 : 𝗡𝗔𝗡𝗔𝗠𝗕𝗔𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗥𝗢𝗧𝗦𝗔𝗛𝗔𝗡𝗬 𝗡𝗬 𝗕𝗘𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡’𝗜𝗠𝗘𝗥𝗜𝗡𝗧𝗦𝗜𝗔𝗧𝗢𝗦𝗜𝗞𝗔 𝙋𝙖𝙧𝙞𝙨𝙤𝙖 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙞𝙖𝙢𝙗𝙤𝙡𝙖𝙣𝙖𝙧𝙞𝙫𝙤

Posted by - août 8, 2025 0
👉𝙋𝙖𝙧𝙞𝙨𝙤𝙖 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙞𝙖𝙢𝙗𝙤𝙡𝙖𝙣𝙖𝙧𝙞𝙫𝙤, 𝙗𝙚𝙣’𝙣𝙮 𝙏𝙖𝙣𝙖̀𝙣𝙖 𝙄𝙢𝙚𝙧𝙞𝙣𝙩𝙨𝙞𝙖𝙩𝙤𝙨𝙞𝙠𝙖, 𝙣𝙤 𝙢𝙥𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙥𝙤𝙡𝙞𝙩𝙞𝙠𝙖 𝙫𝙤𝙖𝙡𝙤𝙝𝙖𝙣𝙮 𝙣𝙖𝙣𝙖𝙢𝙗𝙖𝙧𝙖 𝙩𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙤𝙢𝙗𝙖 𝙤𝙛𝙞𝙨𝙞𝙖𝙡𝙮 𝙨𝙮 𝙖𝙢𝙥𝙖𝙝𝙞𝙗𝙚𝙢𝙖𝙨𝙤 𝙩𝙖𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙙𝙖𝙝𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙎𝙤𝙡𝙖𝙣𝙜𝙖 𝙛𝙖…