๐…๐š๐ง๐ž๐ก๐จ๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐š๐ง๐ค๐ข๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ณ๐š๐ซ๐šฬ€๐ง๐š ๐ง๐จ๐ญ๐š๐ง๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ก๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐€๐ง๐ญ๐จ๐ค๐จ ๐“๐†๐• โ€“ ๐๐จ๐ซ๐ข๐›๐จ๐ซ๐ข๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ก๐š๐ž๐Ÿ๐š๐ญ๐ซ๐š

46 0
๐Ÿ“Œ Naneho tanteraka ny firaisankina sy ny fifanomezan-tร nana ny Antoko TGV ao aminโ€™ny Boriborintany fahaefatra, izay tarihin-dRamatoa Voahangy Bodo Ranalimalala, taminโ€™ny alalanโ€™ny fizarร na nofon-kena mitam-pihavanana teny Andavamamba Ambilanibe, androany 30 Jolay 2025.
๐Ÿ“Œ Ity hetsika ity dia natao ho mariky ny fifampitohizanโ€™ny mpikambana ao anatinโ€™ny antoko, sady fanehoana feno fanohanana ny Filoha Andry Rajoelina. Maneho fa velona sy miaina ao anaty firaisankina ny antoko TGV, izay ahitana fandraisana andraikitra sy fanampiana ifampizarร na aminโ€™ny mpikambana rehetra.
๐Ÿ“Œ Fitia tsy mba hetra no loharanom-bola nanaovana ny fizarร na, ka avy aminโ€™ny mpikambana ao anatiny no niavianโ€™ny fanampiana. Tanjona aminโ€™izany ny hamelomana ny fanahy maha-iray sy maha-tompon’andraikitra ao aminโ€™ny antoko politika TGV.
๐Ÿ“Œ Anisanโ€™ny mampiavaka ny fitarihana ataon-dRamatoa Bodo ny fahaizany mampiray sy mampivondrona ny mpikambana ao aminโ€™ny boriborintany fahaefatra. Hoy ny fanehoan-kevitry ny sasany: ยซย iray feo, iray saina, iray tanjona ny TGV ao aminโ€™ny boriborintany fahaefatra, noho ny fahaiza-mitarika sy ny fitiavan-tanindrazana iainanโ€™ny filohany.ย ยป
โ€œ๐‘ด๐’‚๐’๐’Œ๐’‚๐’”๐’Š๐’•๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’”๐’š ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’Š๐’Œ๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’Š๐’›๐’‚-๐’Ž๐’Š๐’•๐’‚๐’“๐’Š๐’Œ๐’‚๐’ ๐’Š๐’›๐’‚๐’‰๐’‚๐’š, ๐‘น๐’‚๐’Ž๐’‚๐’•๐’๐’‚ ๐‘ฉ๐’๐’…๐’. ๐‘ด๐’Š๐’”๐’‚๐’๐’•๐’“๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐’†๐’›๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’”๐’š ๐’‡๐’‚๐’๐’๐’๐’๐’“๐’‚๐’-๐’•๐’†๐’๐’‚. ๐‘ต๐’š ๐’‚๐’”๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’-๐’…๐’‚๐’๐’‹๐’‚ ๐’๐’ ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚๐’“๐’Š๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’‰๐’‚-๐’๐’†๐’‰๐’Š๐’ƒ๐’†๐’’๐’๐’š ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’•๐’‚๐’“๐’Š๐’Œ๐’‚.โ€
๐Ÿ‘‰Hoy Andriamatoa ๐—๐—ฒ๐—ฎ๐—ป ๐—ก๐—ถ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฅ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฒ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ฎ Filoha Mpanorina ny ๐—›๐—”๐—™๐—”๐—ฅ๐—œ ๐— ๐—”๐—Ÿ๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—ฌ raha naneho ny fankasitrahany

Related Post