๐…๐š๐ง๐จ๐ก๐ž๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ง๐๐ž๐ฏ๐จ๐ณ๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐จ๐๐ž๐ซ๐ข๐ง๐š: ๐ฆ๐ข๐š๐ซ๐š-๐ฆ๐ข๐ฃ๐จ๐ซ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐š๐๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐จ๐ง๐๐ซ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š ๐ข ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐š

102 0
Antananarivo, 30 Jolay 2025 โ€” Ao anatinโ€™izao vanim-potoana ankehitriny izao, dia mbola mitohy mangina sy mamohehatra ny endriky ny fanandevozana maoderina, miafina ao ambadikโ€™ireo tolotra asa manjavozavo sy fikasana tsy mazava.
Tsy vitsy ireo olombelona, indrindra fa ireo tanora vehivavy mitady fivelomana, no lasibatry ny famitahana aminโ€™ny endrika famarinana.
Ho fanoherana izany tranga mampalahelo izany, dia notanterahina androany, 30 Jolay, ny Andro Iraisam-pirenena ho Fanoherana ny Famarinana Olombelona, hetsika iraisana nokarakarainโ€™ny fikambanana DIS-MOI (avy any Maorisy), PASSERELLE, ary BNLTEH (Birao Nasionaly Miady aminโ€™ny Fanondranana Olona eto Madagasikara), ka tontosaina tao aminโ€™ny Hotel Asia & Africa, Antananarivo.
๐•๐ž๐ก๐ข๐ฏ๐š๐ฏ๐ฒ ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ โ€” ๐ฅ๐š๐ฌ๐ข๐›๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ฏ๐จ๐š๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ง๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐จ๐ง๐๐ซ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š
Araka ny fanadihadiana nataonโ€™ireo fikambanana mpiaro zonโ€™olombelona, i Madagasikara dia isanโ€™ny firenena ahitana tranga maro aminโ€™ny fanondranana olona. Ireo tovovavy Malagasy mitady asa no matetika iharanโ€™ny fanambakana: tolotra asa mamirapiratra, saingy miafara aminโ€™ny fanandevozana ara-nofo, faneriterena, fanalam-baraka, ary indraindray aza miafara aminโ€™ny fahafatesana.
๐๐๐‹๐“๐„๐‡: rantsam-panjakana miatrika mivantana ny olana
Manoloana izany, dia mijoro sy miasa amin-kitsim-po ny BNLTEH, rantsam-panjakana eo ambany fiahianโ€™ny Minisiteranโ€™ny Fitsarana. Izy no tomponโ€™andraikitra aminโ€™ny ady aminโ€™ny fanondranana olona, na eto an-toerana na any ivelany.
Manao asa fampahafantarana, fanentanana ary fiaraha-miasa aminโ€™ireo fikambanana sy solontenam-pirenena samihafa izy, ho fiarovana ireo marefo sy mora voafandrika.
๐…๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐จ๐ฏ๐š๐ง-๐ญ๐ฌ๐จ๐ง๐ข๐š: marika iray aminโ€™ny fiaraha-mientana
Nandritra ity andro manan-danja ity dia nisy ihany koa ny fifanaovan-tsonia ara-piaraha-miasa teo aminโ€™ny BNLTEH sy ireo mpiara-dia avy any ivelany, indrindra ny avy aminโ€™i Maorisy sy Frantsa, izay maneho tanana mitambatra aminโ€™ny ady aminโ€™ity fanondranana olona ity.
Anisanโ€™ireo nitarika sy nanome lanja ny fotoana ny Minisitry ny Asa, ny Ambasadaoro Amerikanina eto Madagasikara, ary ireo solontenanโ€™ny fikambanana iraisam-pirenena niara-nirotsaka aminโ€™ny fanatanterahana ny hetsika.
๐…๐ž๐ก๐ข๐ง๐ฒ
Tsy vitanโ€™ny hoe fankalazana fotsiny ny Andro Iraisam-pirenena ho Fanoherana ny Famarinana Olombelona, fa fampahatsiahivana antsika rehetra koa fa mbola maro ireo rahavavy sy rahalahy mitaraina anaty fahanginana. Miankina aminโ€™ny fiaraha-mientantsika aminโ€™ny maha-olombelona, aminโ€™ny fitandrovana sy fanajร na ny zonโ€™ny hafa, no hisianโ€™ny fandrosoana marina.
Nangonin’ Lay Mahitsy

Related Post

ยซย ๐ƒ๐‘๐Ž๐ˆ๐“ ๐ƒ๐„ ๐‘๐„๐๐Ž๐๐’๐„ ย ยป ๐€๐•๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐’๐„๐๐€๐“๐Ž๐‘๐€ ๐Œ๐€๐‹๐€๐†๐€๐’๐˜

Posted by - fรฉvrier 28, 2025 0
Manoloana ny famoaham-baovao, nataon’ny Gazety an’habaka Feon’ny Demokrasia omaly,Alakamisy 27 Febroary 2025, (https://feonydemokrasia.mg/alerte-ambatomanjaka/) dia mitondra ity ๐Ÿ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐š๐ฆ-๐›๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ity ny ๐—ฆ๐—ฒฬ๐—ป๐—ฎ๐˜…