๐…๐š๐ง๐ž๐ก๐จ๐š๐ง๐š ๐š๐ฆ๐›๐š๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐ž๐ฏ๐š ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ข๐š๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐ฅ๐š ๐š๐ง๐ญ๐จ๐ค๐จ ๐ญ๐š๐จ๐ง๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐š๐ง๐๐ข๐š๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐š๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ง๐ฒ.

52 0
Rehefa avy niatrika ny sedra sy nanaraka ny fiofanana fototra ara-miaramila nandritra ny telo volana teto aminโ€™ny Akademia Miaramila Antsirabe izy 102 mirahalahy anatinโ€™ny antoko taona 2025 andiany voalohany dia mendrika naseho ambany faneva ny alarobia teo.Miaramila feno araka izany izy ireo ary mendrika ny hanao ny fanamiana miaramila hanompo ny tanindrazana sy ny vahoala Malagasy.โ€
Ny fanehoana ambany faneva izay midika ho fanaovana velirano sy fianianana ary ho fandraisana ho anatinโ€™ny fianakaviambenโ€™ny tafika Malagasy.Asehoy fa mendrika ianareo na aminโ€™ny teny na aminโ€™ny fihetsika na aminโ€™ny asa, indrindra aminโ€™ny fanajana ny fitsipi-pifehezanaโ€ hoy ny komandinโ€™ny Akademia Miaramila Antsirabe nitarika ny lanonana.Taorianโ€™ny fanehoana ambany faneva dia nisy ny fametahana ny galona azy 10 mirahalahy nahazo ny laharamboninahitra kilasy voalohany.
Hanao ny fanompom-pirenena mandritra ny roa taona eto aminโ€™ny Akademia Miaramila Antsirabe izy 102 mirahalahy.Nofaranana taminโ€™ny famindrana ny lanonana ara-miaramila natao omaly.
โœ๏ธ RANDRIA

Related Post

Paska Antsirabe

Posted by - avril 1, 2024 0
Paska Antsirabe Anisan’ny fety iray tena mampiavaka an’Antsirabe ny fetin’ny paska, saika Tonga eto avokoa ny avy any amin’ny faritra…

๐Œ๐„๐๐€๐๐„ ; ๐Ž๐๐† ๐’๐€๐‡๐ˆ ๐“๐‘๐€๐“๐‘๐€ ๐๐˜ ๐Ÿ—๐Ÿ•% ๐“๐€๐๐‰๐Ž๐๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐€๐ƒ๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐“๐€๐˜ ๐Œ๐ˆ๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐€๐Š๐€

Posted by - novembre 15, 2024 0
๐‘ต๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’‚๐’๐’•๐’†๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’•๐’“๐’Š๐’Œโ€™๐’‚๐’”๐’‚ ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’‡๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‚๐’”๐’‚ ๐’›๐’‚๐’š ๐’๐’‚๐’•๐’‚๐’ ๐’•๐’‚๐’ ๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐’•๐’†๐’๐’ ๐’—๐’๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ถ๐‘ต๐‘ฎ ๐‘บ๐‘จ๐‘ฏ๐‘ฐ ๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’‚๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚ 15 ๐‘ต๐’๐’—๐’†๐’Ž๐’ƒ๐’“๐’† 2025 ๐’Œ๐’‚…

๐—˜๐˜๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ฎ – ๐—ฆ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—”๐—บ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐——๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฑ ๐—ง๐—ฟ๐˜‚๐—บ๐—ฝ!

Posted by - juillet 14, 2024 0
๐—˜๐˜๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ฎ – ๐—ฆ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—”๐—บ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐——๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฑ ๐—ง๐—ฟ๐˜‚๐—บ๐—ฝ! (๐–ญ๐—‚๐—Œ๐—’ ๐—‡๐—‚๐—๐—‚๐–ฟ๐—‚๐—๐—‹๐–บ ๐—๐–พ๐—ˆ ๐–บ๐—†๐—‰๐–บ๐—‡๐–บ๐—ˆ๐—๐–บ๐—‡๐–บ ๐–ฟ๐–บ๐—†๐—‰๐—‚๐–พ๐—…๐–พ๐—“๐–บ๐—‡-๐—„๐–พ๐—๐—‚๐—๐—‹๐–บ) โ˜†Hatairana no nandrenesan`ny vahoaka…