๐๐ˆ๐…๐„๐“๐˜ ๐๐˜ ๐•๐€๐‡๐Ž๐€๐Š๐€๐’๐€๐Œ๐๐€๐“๐Ž๐๐ƒ๐‘๐€๐™๐€๐Š๐€ ๐๐˜ ๐‡๐€๐‘๐ˆ๐•๐€๐’๐๐˜ 25 ๐‰๐Ž๐๐€ 2025

357 0
Niavaka tsy toin’ny isan-taoana ny fankalazana ny Fetim-pirenana teto Ambatondrazaka ny harivan’ny 25 Jona, ankoatran’ny Afomanaga izay fanomezana avy amin’ny filoha Andry Rajoelina sy ny Podium toy ny mahazatra dia nanomana podium manokana nanomezana sehetra ireo mpanakanto zanak’Ambatondrazaka ihany koa ny Fiadidiana ny Kaominina,hetsika izay niarahana niasa tamin’ny YAS.
Teo amin’ny La place no nananaovana izany ho fanombohana sahady ny famerenana indray ny hasina sy ny tantaran’izany La place izany izay Andohatanjona moa ny fiantsoana azy teo Aloha.
Tao anatin’ny fifankatiavana sy haravoana tanteraka no niarahan’ny vahoaka nifaly, nontronon’ireo Ray aman-dreny ara-panjakana eto antoerana rehetra satria tonga niara-paly tamin’ny vahoaka avokoa ny solombavambahoaka Andry Jean Patrick, ny Governora Dr Guy RAMAROSANDRATANA, ny Prรฉfet Dr RAKOTOARIDINA Dieudonnรฉ ary ny ben’ny Tanana RATAFITA Fanantenana mazava hoa azy.
โœ๏ธ Nanginin’i Lova Janร 

Related Post

๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐’๐ˆ ๐’๐Ž๐€๐๐ˆ๐„๐‘๐€๐๐€ -๐ˆ๐•๐Ž๐๐†๐Ž: ๐“๐Ž๐‡๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐๐Ž ๐“๐„๐‹๐Ž ๐๐€๐“๐€๐Ž ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐ˆ๐’๐€๐๐€ ๐•๐Ž๐๐‰๐ˆ๐Œ๐€๐ˆ๐Š๐€ ๐€๐Ž ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐€๐Œ๐๐Ž๐ƒ๐ˆ๐€๐Œ๐๐€๐๐€.

Posted by - fรฉvrier 23, 2024 0
๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐’๐ˆ ๐’๐Ž๐€๐๐ˆ๐„๐‘๐€๐๐€ -๐ˆ๐•๐Ž๐๐†๐Ž: ๐“๐Ž๐‡๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐๐Ž ๐“๐„๐‹๐Ž ๐๐€๐“๐€๐Ž ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐ˆ๐’๐€๐๐€ ๐•๐Ž๐๐‰๐ˆ๐Œ๐€๐ˆ๐Š๐€ ๐€๐Ž ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐€๐Œ๐๐Ž๐ƒ๐ˆ๐€๐Œ๐๐€๐๐€. — Miakatra 150ha ny tanim-bary voatondraka ankehitriny, ny…

Fรฉdรฉration Malagasy de Kung-Fu Wisa

Posted by - dรฉcembre 17, 2023 0
๐…๐žฬ๐๐žฬ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐๐ž ๐Š๐ฎ๐ง๐ -๐…๐ฎ ๐–๐ข๐ฌ๐š — 15 dรฉcembre 2023 Tontosa ny: FIVORIAMBE ARA-POTOANA FIVORIAMBE TSY ARA-POTOANA Nanomboka tamin’ny 09h00 maraina…