๐— ๐—”๐—˜๐—ฉ๐—”๐—›๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—” ๐—ž๐—”๐—ข๐— ๐—œ๐—ก๐—œ๐—ก๐—” ๐—ž๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ก๐——๐—ฌ – ๐—”๐—ก๐—ž๐—œ๐—ญ๐—ฌ 3 ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—น๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ผ๐—บ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ

196 0
Zazavavy 3 taona voakaikitra zanaka alika lefaka teo amin`ny foto-tanany tao Maevahalana kaominina Kalandy, sabotsy 24 mzy teo.
Nentin`ny ray amandreniny namonjy toerana misy olona manasitrana kaikitra alika tao Antanankely Andampihely izy ity raha vantany niseho izany.
Efa novonoina ilay zanaka alika rehefa nanaikitra olona izao. Matetika ny ao an-tanana misy alika romotra (amboa lefaka) nampidi-doza izany indray mitoraka ity, hoy mponina ao an-toerana.
Nangonin`Uni Raz

Related Post

ESTIIM’ MIZARA HAFALIANA

Posted by - dรฉcembre 19, 2023 0
  Hetsika iray manan-danja no nokarakarainโ€™ny mpianatra, session dโ€™รฉtรฉ, ao aminโ€™ny oniversitรฉ tsy miankina ESTIIM’ taona voalohany L1 aminโ€™ny taranja…