Tanora maherin’ny 400 avy amin’ireo Faritra mandrafitra ny Faritany Toliara teo aloha no mifamotoana eto mandritra ny telo andro izay hisitraka fiofanana Fahaiza-mitarika sy Fandraraharahana ary Fampandrosoana.
Tonga nanokatra izany ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Moustapha MARSON sy ny Solontena maharitry ny PNUD eto Madagascar, Edouard Christow, mpiara-miasa koasa ny UNICEF sy ny UNFPA ka ny tetikasa Fihariana izay eo ambany fiahian’ny Fiadidian’ny Repoblika no miantoka ny fanofanana ireto tanora ireto.
Tomponandraikitra amin’ny ho fampandrosoana an’i Madagascar ireo tanora ary miantoka ny hoavin’ny tsirairay.
Nanotrona ny lanonana teto ny Ben’ny Tanana mpisolo toerana Toliara Ambony vohitrin’i Toliara Jacques Γlie Lamarre sy ny Solombavambahoakan’i Ampanihy Andrefana TSARADIA Marco
Mitohy hatrany ny ezaka iombonanβny Zandary sy ny vahoaka aminβny fanamafisana ny fandriampalemana eny ifotony. Anisanβny tena fototra iankinanβizany ny…
Manana ny Birao foibeny ao Madiotsifanana, Kaominina renivohitra Ambatondrazaka ny fikambanan’ireo Ben’ny Tanana sy Mpanolotsaina IRMAR ato amin’ny Distrikan’Ambatondrazaka. Birao…